Ficotrans PLUS

Ficotrans PLUS de transport

📍Antananarivo || Ambatolampy || Ambohimandroso || Antsirabe


✨" Pour votre voyage, faites confiance à FICOTRANS PLUS "✨

🇲🇬 TRATRY NY ASARAMANITRA E! 🇲🇬Izahay ato amin’ny FICOTRANS PLUS dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra amin’izao A...
26/06/2026

🇲🇬 TRATRY NY ASARAMANITRA E! 🇲🇬

Izahay ato amin’ny FICOTRANS PLUS dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra amin’izao Asaramanitra 2026 izao. 🇲🇬

Akoho be ve ny laoka ? Sa inona? 😂😂

Sangisangy iray an-dàlana fa mirary tontolo andro mahafinaritra sy feno fifaliana tompoko.🇲🇬🇲🇬

🇲🇬

“Fiadanana ho anareo” ✨ (Jaona 20:19)Ny FICOTRANS PLUS dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny P***a 2026 🌿“Tsy...
05/04/2026

“Fiadanana ho anareo” ✨ (Jaona 20:19)

Ny FICOTRANS PLUS dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny P***a 2026 🌿

“Tsy eto Izy, fa efa nitsangana velona ✝️
Tsarovy ny voalazany taminareo, fony Izy mbola tany Galilea: Ny Zanak’olona tsy maintsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanota, hohomboana amin’ny hazofijaliana, ary hitsangana velona amin’ny andro fahatelo.”
(Lioka 24:6–7)

P***a dia fotoana manan-danja, fahatsiarovana ny fandresen’i Kristy ny fahafatesana, loharanon’ny famonjena sy fanantenana ho antsika rehetra 🙏

Enga anie ny fitsanganan’i Kristy:
✨ hanavao ny fontsika
✨ hanome hery sy finoana
✨ hitondra fahazavana eo amin’ny fiainantsika isan’andro

Koa mirary antsika rehetra ho feno fifaliana sy fiadanana eo ambanin’ny fahasoavan’i Kristy.

Ary mamerina ny fisaorana lehibe ho antsika mpanjifa rehetra, izay tsy mitsahatra manome fitokisana amin’ny FICOTRANS PLUS, indrindra nandritra ity herinandron’ny P***a ity.🙏🏼

🌼 Mirary P***a finaritra ho antsika rehetra.🌼

🌹 Salama zareo a! 🌹Efa akaiky ny 14 Février, Saint-Valentin ❤️Koa manasa anareo mpifankatia rehetra izahay handray anjar...
06/02/2026

🌹 Salama zareo a! 🌹
Efa akaiky ny 14 Février, Saint-Valentin ❤️

Koa manasa anareo mpifankatia rehetra izahay handray anjara amin’ny jeu spécial Saint Valentin eto amin’ny pejy 🎁

👉 Andao hilalao miaraka, dia mety hahazo fanomezana avy aty aminay!

✨ Tsotra ny fitsipika :
1️⃣ Alefaso ao anaty commentaire ny sarinareo roa.

2️⃣ Entano ny namana hanisy reaction amin’ilay sarinareo.

3️⃣ Partager-o ity publication ity (mode public).

👩‍❤️‍👨Ireo couples 5 mahazo réaction betsaka indrindra no hahazo ny loka avy aty amin’ny FICOTRANS PLUS🎉

🗓️Mifarana ny lalao ny 13 Février amin’ny 8 ora alina
Andao ary zareo a!

« Pour votre voyage, faites confiance à FICOTRANS PLUS ».

Filazana avy amin’ny Ficotrans Plus🚐🚐
29/01/2026

Filazana avy amin’ny Ficotrans Plus🚐🚐

Salama zareo ann!!!🚌🚌Ireto avy ary ny ora fiaingana ho antsika handeha Antananarivo sy Antsirabe🕧📍 Toerana :_Antananariv...
22/01/2026

Salama zareo ann!!!

🚌🚌Ireto avy ary ny ora fiaingana ho antsika handeha Antananarivo sy Antsirabe🕧

📍 Toerana :
_Antananarivo: Près Galana Ankadimbahoka
☎️: 0336777717-0386397717
_Antsirabe: en face Galana Ampihaviana
☎️: 0335477717-0385397717

✨ Misaotra anao mahatoky ny Ficotrans PLUS!!!

Address

Ambatolampy
Ambatolampy
104

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ficotrans PLUS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ficotrans PLUS:

Shortcuts

Share