21/08/2026
Salama e🥰
🔈Mitohy foana ny fandefasana entana ato amin'ny JH grâce logistique zareo an!🔈
Na document,na entana toy ny vanille,art Malagasy, huile essentielle na effets personnels na koa sakafo tsy masaka
👉avy any ivelany makaty Madagascar
👉avy eto Madagascar makany ivelany
💥Manerana izao tontolo izao💥
🚚 Miaraka amin'ny ramassage à domicile ny service-nay (import)
🚚 Miaraka amin'ny livraison à domicile (export)
⏲️ 5à7jours ouvrables ny fahatongavan'ny entana
🔐 Tsy atahorana ho very ny entana Satria misy numéro de suivie anarahanao azy
Raha mahalina anao izany, aza misalasala miantso na manantona anay mivantana na miditra mp avy hatrany ❤️
📞: +261342061041
📍: AMBODIMANGA BESARETY
✉️: [email protected]