16/10/2026
Salama o 👋
Afaka raisina manomboka rahampitso 17 Octobre ny AIR BATT 5 Octobre
‼️Misy fotoana tsy mandeha ny notification par sms. Noho izany ilazana isika fa afaka alaina foana ny entana rehefa pret au retrait ao amin'ny site
ENVOI NORMAL - AIR BATT
✅ Liquide et poudre: 80000ar/kg
✅ Entana sensible: 80000ar / kg
✅Entana misy batterie sy pile: 120,000ar/kg
✅Fiaingana Chine: Tous les Vendredis
✅ Fin réception colis: JEUDI 12h heure Chine
✅Fahatongavany: 10 à 15 jours
✅Poids volumetrique
Mankasitraka anareo hatrany 🙏
📞: 0342621609 / 0327461283 / 0345743975