Transport, location, tête de cortège, transfert

Transport, location, tête de cortège, transfert Asa rehetra mahakasika ny fitaterana , mifandraika amin'ny toebola rehetra.

30/05/2025

Midira MP izay mini-bus afaka mitondra Andohatapenaka-Itaosy androany am7 na miantso 0347047710

Call now to connect with business.

Hey 😀Ho an'ny déplacement anao rehetra, na eto Tanà na mandeha any amin'ny province, na location na manatitra fotsiny, m...
03/04/2022

Hey 😀

Ho an'ny déplacement anao rehetra, na eto Tanà na mandeha any amin'ny province, na location na manatitra fotsiny, ma mila tête de cortège, na koa hitatitra entana, dia aza misalasala manatona anay fa manana ny ilainao izahay :)

Pout tout vos déplacements, que ce soit en ville ou en province, nous avons une large flotte d'automobile et camions dis...
17/03/2021

Pout tout vos déplacements, que ce soit en ville ou en province, nous avons une large flotte d'automobile et camions disponibles.

Fourgon, mini-bus, berline et 4*4, vous avez le choix.

N'hésitez pas à nous envoyer un message privé ou à nous contacter sur le 034 70 477 10

Miha-mitombo sy mivelatra hatrany makany amin'ny tsara toa anao hatrany.Mahafaly anay indray ny manolotra anao mpanjifa ...
10/02/2020

Miha-mitombo sy mivelatra hatrany makany amin'ny tsara toa anao hatrany.

Mahafaly anay indray ny manolotra anao mpanjifa mpiara-miasa vaovao hanatevin-daharana ny mpitatitra.

Fiara starex 12 place, afaka anaovana location na haka sy hanatitra fotsiny manerana ny Nosy.

Tsara dia tsara ny kalitao ary ny sarany atao hahafapo anao hatrany.

Koa aza misalasala manantona fa hahafapo anao izahay.
Mirary soa tompoko

Salama daholo tompoko.Manana safidy maro ianao amin'ny fiara anaovana location na koa haka sy hanayitra fotsiny ihany.Ir...
05/02/2020

Salama daholo tompoko.

Manana safidy maro ianao amin'ny fiara anaovana location na koa haka sy hanayitra fotsiny ihany.

Ireto santionany amin'izany disponible amin'izay ilavanao azy.

Azonao antsoina amin'ny laharana 0347047710 hatrany izahay na koa mandefa hafatra miafina( mp) eto avy hatrany.

03/02/2020

Miarahaba antsika rehetra.

Izahay eto amin'ny "tout transport mada" dia manome tolotra ho antsika amin'ireo fiara misy eto aminay.
Manankery izany tolotra izany ho antsika izay mila fiara handehanana hanao "sorrtie en famille" na hanaovana " cortège", ( location). Azonao atao ihany koa ny mampiasa ny fiara hitsena sy hanatitra fotsiny amin'ny sarany mirary.

Koa dia aza misalasala ary manantona anay mba hahazo fanazavana misimisy kokoa mahakasika ireo tolotra ireo

Mpiara-miasa iray indray no nanatevin-daharana anay.Prestatire afaka manao ny asa fitaterana rehetra ( colis,  déménagem...
02/02/2020

Mpiara-miasa iray indray no nanatevin-daharana anay.

Prestatire afaka manao ny asa fitaterana rehetra ( colis, déménagement,...) ary manerana ny nosy.
Ny miara miasa aminay dia azo antoka ary misokatra amin'ny saranga rehetra.
Koa aza misalasala ary miantso anay na koa mandefa hafatra miafina eto amin'ny pejy fa mandray anao izahay.

Salama eIreto ary santionany amin'ny fiara miasa ato aminay.Manao ny karazana asa rehetra mahakasika ny fitaterana ary a...
30/01/2020

Salama e

Ireto ary santionany amin'ny fiara miasa ato aminay.
Manao ny karazana asa rehetra mahakasika ny fitaterana ary afaka mitady contact ho anao raha misy fangatahana manokana.
Azonao atao hatrany ny miantso avy hatrany ( 0347047710 ) na mandefa hafatra miafina eto amin'ny pejy.

Mbola misokatra ihany koa izahay ho anao tompon'na fiara maniry hiara hiasa.

Misaotra tompoko

24/01/2020

Salama eee,

Misokatra ho antsika rehetra izay mila fiara hitatitra entana inty pejy inty, eto ianao afaka mandefa hafatra miafaina aminay avy hatrany, afaka ihany koa miantso amin’ny nomerao eto amin’ny pejy ( 034 70 477 10 )
Ho anao mpitatitra mila fiaraha miasa ihany koa dia mandray anao izahay.
Mirary tontolo andro mahafinaritra tompoko.

Address

Lot 26 E Bis
Talata-maty
105

Telephone

+261347047710

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Transport, location, tête de cortège, transfert posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Transport, location, tête de cortège, transfert:

Share