Colis Express Mampikony

Colis Express Mampikony Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Colis Express Mampikony, Cargo and freight company, Lot G-15-B Mahiagogo Mampikony, Mampikony.

Iza no efa nahitaIza no efa tanyRony kisoan Mandiavato izay sisa tsy lany hanasana tongotraAlefaso aminay fa haterinay a...
06/07/2026

Iza no efa nahita
Iza no efa tany
Rony kisoan Mandiavato izay sisa tsy lany hanasana tongotra
Alefaso aminay fa haterinay amin'ny sisa 0320380060
😎👋 Daoly

Ho any Ankadinondry Sakay vetivety tsika an.Nisy teny sarotra izay nampiasaiko halina "Jireonareo" dinihinareo"Jerenareo...
05/07/2026

Ho any Ankadinondry Sakay vetivety tsika an.
Nisy teny sarotra izay nampiasaiko halina
"Jireonareo" dinihinareo
"Jerenareo" banjininareo
Ianao koa ve mahalala anizany amizay tsika mitovy
0320380060

Tsaramaraina daolyMampiasa tanana isika rehefa mifanena eny rehetra eny mba ho fiarovan-tena amin'ny Mpox😎👋 daolyNuméro ...
04/07/2026

Tsaramaraina daoly
Mampiasa tanana isika rehefa mifanena eny rehetra eny mba ho fiarovan-tena amin'ny Mpox
😎👋 daoly
Numéro Colis Express Mampikony 0320380060

03/07/2026

Ny Mpox dia aretina ateraky ny viriosy izay mifindra amin'ny fifandraisana akaiky amin'olona na biby voan'ny aretina, na amin'ny zavatra efa voakitik'izy ireo.
Ireto ny fomba fiarovana tena:
-Sasao matetika amin'ny savony sy rano na ampiasao gel hydroalcoolique ny tanana.
-Aza mikasika olona manana fery, vay, na soritr'aretina mampiahiahy.
-Aza mizara lamba, akanjo, servieta, fandriana, na fitaovana manokana amin'ny olona marary.
-Mampiasà fitaovana fiarovana (toy ny fonon-tanana sy arotava raha ilaina) rehefa mikarakara marary.
-Andrahoy tsara ny hena ary aza mikasika biby marary na maty tsy fantatra antony.
-Raha misy soritr'aretina toy ny tazo, aretin-doha, fanaintainan'ny hozatra, fivontosana amin'ny atody tarimo, ary fery na vay amin'ny hoditra, dia mitoka-monina ary manatona tobim-pahasalamana haingana.
Ny fisorohana ny fifandraisana akaiky amin'ny olona voan'ny aretina sy ny fanajana ny fahadiovana no fomba mahomby indrindra hiarovana amin'ny Mpox.
Raha hanafatra tambavy any antanana dia halefaso Colis Express foana an
Mampikony 0320380060

02/07/2026
01/07/2026

Ho antsika mpividy vente en ligne sy mpivarotra vente en ligne.
Azonao hatao ny manantona birao Colis Express akaiky anao ary ao ianao no manidy ny entana ary miteny ny valeur déclarée dia efa azo antoka fa ho tonga any amin'ny handefasana anazy ny entana.
Azo hatao PA ny frais
Raha mila fanazavana aza misalasala manantona Colis Express akaiky anao

30/06/2026

Androany no mifarana ny volana Juin sady 6 volana voalohany tamin'ity taona ity.
Fantatrao ve fa ny Colis Express dia mitatitra entana sy taratasy manomboka amin'ny 6.600 ariary?
Fantatrao koa ve fa ny Colis Express dia misy fomba fandoavambola Port dû na payable à l'arrivée?
Fantatrao fa ny entana na taratasy halefa amin'ny Colis Express dia azo hasiana valeur déclarée na assurance fiantohana?
Fantatrao ve fa ny entana na taratasy anakiray dia manana référence anakiray anazy manokana mba ahafahanay mikarakara azy manokana?
Tongava manontany ny andinindininy amizay tsy fantatrao sy tokony ho fantatrao aty aminay fa omena fahafampo
ianao.
Colis Express Mampikony 0320380060 afaka antsoina ihany koa.
Afaka manontany ato ihany koa fa omena valiny mifanaraka amizany.

29/06/2026

Rehefa mihinana voankazo tsika dia angonina ny voany ka rehefa mivoaka mandeha any amin'ny toerana mety tokony hanariana anazy vao hariana.
Raha makany ambanivohitra dia mitady morondrano na tany lemaka dia haparitaka eny rehetra eny.
Raha mandeha taxi brousse dia haparitaka eny akaiky tetezana.
Raha mandeha mivory na miangona dia omena olona izay mody any amin'ny toerana tokotokony mamboly azy.
Raha mandeha mivory dia omena ny mpizaika tsirairay souvenir e
Sns tsy ho voalaza dia mba ho feno voankazo eny rehetra eny.

Address

Lot G-15-B Mahiagogo Mampikony
Mampikony
414

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Colis Express Mampikony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share