DIRECTION REGIONALE DES TRANSPORTS ET DE LA METEOROLOGIE BOENY

DIRECTION REGIONALE DES TRANSPORTS ET DE LA METEOROLOGIE BOENY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DIRECTION REGIONALE DES TRANSPORTS ET DE LA METEOROLOGIE BOENY, Mahajanga.

02/09/2022

⚠️Hiroso amin’ny fanaovana fifanarahana mivantana amin’ireo orinasa hamatsy fitaovana sy hanatanteraka ny asa fametrahana ny « Lamasinina an-tanàn-dehibe » na « Train Urbain » eto Antananarivo ny fanjakana malagasy, araka ny tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra🚈 Ny orinasa Arterail no hamatsy ny lamasinina ary efa mipetraka ao amin’ny port Toamasina ny ampahany amin’izany.

02/09/2022

GOVERNORA Alaotra Mangoro - TSY MITOMBINA NY FILAZANA FA NANAO IZANY FIHETSIKA MAMOAFADY IZANY NY TENAKO

Tsy mitombina ny filazana fa nanao fihetsika mamoafady tamin’ireo vehivavy Frantsay ny governoran’ny faritra Alaotra Mangoro raha ny nambarany tamin’ny alalan’ny antso an-tariby . Noho ireo tovovavy Frantsay tsy nahavita tatitra mikasika ny asa nataon’izy ireo nandritra ny fotoana niasany tany Ambatondrazaka no nahatonga azy ireo nanoso-potaka ny governora araka ny fanazavana . Efa nandefa taratasy any amin’ny foibe mampiasa ireo tovovavy any « ile et Vilaine region Reine « ny governoran’ny faritra Alaotra Mangoro mikasika ireo tovovavy Frantsay.

TV PLUS Madagascar Ofisialy

02/09/2022
02/09/2022
02/09/2022
02/09/2022
02/09/2022
01/09/2022

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DIRECTION REGIONALE DES TRANSPORTS ET DE LA METEOROLOGIE BOENY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share