FCE Société d'Etat Malagasy reliant, par la voie ferrée, la Ville de Fianarantsoa à Manakara

🐇 pâque 2026 miaraka Aminy FCE 🚂Andao indray ary ee 🚂🚃🚃🚃🚃 Ny F.C.E dia manolotra ho antsika :TRAIN PASCAL 2026Fianaratso...
18/03/2026

🐇 pâque 2026 miaraka Aminy FCE 🚂

Andao indray ary ee 🚂🚃🚃🚃🚃
Ny F.C.E dia manolotra ho antsika :

TRAIN PASCAL 2026
Fianaratsoa-sahambavy-fianarantsoa

Ny alatsinainy ny P***a 06 aprily 2026
Ny lamasinina dia miainga amin'ny 09 ora maraina ary miverina amin'ny 5 ora tolakandro.

Fiaingàna iray ihany ary voafetra avokoa ny toerana ka fandriho mialoha àry.
🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳
Akoatr'izay :

Misy ihany koa ny petit train izay miainga ny garan'ny FCE ka hatreny Beravina ny sabotsy 04 aprily ka hatramin'io alatsinainy 06 aprily io : 2000Ar ny saran-dalana mandroso sy miverina.

Mirary antsika hanao fety sambatra ny F.C.E

FAMPITAM-BAOVAONy Fitantanana ny Zotran-dalamby FCE Fianarantsoa dia mampahafantatra fa nisy lozam-pifamoivoizana nitran...
09/07/2025

FAMPITAM-BAOVAO
Ny Fitantanana ny Zotran-dalamby FCE Fianarantsoa dia mampahafantatra fa nisy lozam-pifamoivoizana nitranga tamin’ny lamasinina mpitatitra olona, izay niainga avy ao Manampatrana hiazo an’i Fianarantsoa, tamin’ny Alahady 06 Jolay 2025, tokony tamin’ny 02 ora sy 54 minitra tolakandro. Niseho ny tranga tao amin’ny PK 29+400, alohan’ny hiditra ny gara Ampitambe.
Araka ny tatitra avy amin’ireo tompon’andraikitra voalohany teny an-toerana, dia tsy nisy naratra na aina nafoy tamin’ity loza ity.
Efa Tonga eny an-toerana amin’izao fotoana izao ny ekipa teknisianina avy amin’ny FCE hanatanteraka ny fanamboarana sy fanesorana ireo fitaovana voakasika ireo.
Hampahafantarina amin’ny fotoana manaraka ny amin’ny fiverenan’ny fifamoivoizana eto anivon'ny zotran-dalamby, rehefa voamarina fa azo antoka tanteraka ny fandehanana.
Ny Fitantanana ny Zotran-dalamby FCE dia mametraka ny fialan-tsiny amin’ny mpandeha sy ny mpanjifa rehetra noho ny fikorontanana mety ho vokatr’izao tranga izao.

COMMUNIQUÉ
La Direction de la Ligne Ferroviaire FCE Fianarantsoa informe qu’un incident ferroviaire s’est produit sur un train de voyageurs en provenance de Manampatrana et à destination de Fianarantsoa, le dimanche 6 juillet 2025, aux alentours de 14h 54mn. L'incident a eu lieu au point kilométrique 29 + 400, avant l’entrée de la gare d’Ampitambe.
Selon les rapports du premier responsable sur place, aucun blessé ni perte en vie humaine n’est à déplorer.
Les équipes techniques de la FCE sont actuellement déployées sur les lieux pour effectuer les opérations de remise en état et de dégagement des équipements ferroviaires affectés.
La reprise du trafic ferroviaire sur cette ligne sera communiquée en temps opportun, une fois que toutes les conditions de sécurité seront réunies.
La Direction de la FCE présente ses excuses à l’ensemble des passagers et des usagers pour les désagréments occasionnés par cet incident.

🙏❤️🙏
22/04/2025

🙏❤️🙏

Efa vonona ny petit train ho atsika rehatra a🚂🚂Na ankizy na olondehibe Manomboka androany 19,20,21 aprily 20252000ar ny ...
19/04/2025

Efa vonona ny petit train ho atsika rehatra a🚂🚂
Na ankizy na olondehibe
Manomboka androany 19,20,21 aprily 2025
2000ar ny sarandala Fianaratsoa-Beravina.
Tongava aby ara moa

Andao indray ary ee 🚂🚃🚃🚃🚃Ny F.C.E dia manolotra ho antsika :TRAIN PASCAL 2025Fianaratsoa-sahambavy-fianarantsoa Ny alats...
03/04/2025

Andao indray ary ee 🚂🚃🚃🚃🚃
Ny F.C.E dia manolotra ho antsika :

TRAIN PASCAL 2025
Fianaratsoa-sahambavy-fianarantsoa

Ny alatsinainy ny P***a 21 aprily 2025
Ny lamasinina dia miainga amin'ny 09 ora maraina ary miverina amin'ny 4 ora tolakandro.

Fiaingàna iray ihany ary voafetra avokoa ny toerana ka fandriho mialoha àry.
🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳
Akoatr'izay :

Misy ihany koa ny petit train izay miainga ny garan'ny FCE ka hatreny Beravina ny sabotsy 19 aprily ka hatramin'io alatsinainy 21 aprily io : 2000Ar ny saran-dalana mandroso sy miverina.

Mirary antsika hanao fety sambatra ny F.C.E

🌻8 Martsa 2025 🌻Anisan'ny niaraka nankalaza ny andro maneran-tany ho an'ny vehivavy ny FVML🌹Fikambanan'ny Vehivavy Mpias...
08/03/2025

🌻8 Martsa 2025 🌻
Anisan'ny niaraka nankalaza ny andro maneran-tany ho an'ny vehivavy ny FVML
🌹Fikambanan'ny Vehivavy Mpiasan'ny Lalalamby🌹 anio 8 Martsa 2025.
🚞Ho ela velona anie ny FCE🚞


27/12/2024
🎄🎄🎄🎄FCE🎄🎄🎄🎄🎀🚞 Ny mpiara miasa rehetra ato amin'ny zotran-dalamby FCE Fianarantsoa dia mirary Krismasy feno fitahiana ho ...
25/12/2024

🎄🎄🎄🎄FCE🎄🎄🎄🎄

🎀🚞 Ny mpiara miasa rehetra ato amin'ny zotran-dalamby FCE Fianarantsoa dia mirary Krismasy feno fitahiana ho antsika rehetra🚞🎀





Filazana
24/08/2024

Filazana

12/06/2024

Address

1 Rue Du General Leclerc Antarandolo
Fianarantsoa
00301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FCE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FCE:

Share