03/10/2020
TAMOTAMO + SAKAMALAHO + LAIT DE COCO :
Ireto avy no sitrany :
- Ny aty
- Ny diabètes
- Misoroka ny cancer rehetra
- Misoroka ny AVC sy palpitations (midobodoboka FO)
- Mampatanjaka nerf
- Manadio lalan- dra
- Antibiotiques sy anti corps mba tsy ho mora -handairan ny sery,kohaka
- Amin izao andro mivadibadika izao ,dia tsara ny manao azy ,thé
Toy izao ny fatrany:
- Tamotamo 1 sotrokely
- Sakamalaho 1 sotrokely( voatoto) na tapahina manify 5 isa
- Rano tapakin ny litres-demi litre d'eau
- Avela hangotraka be 10mn ireo ny rano ny sakamalaho ary ny tamotamo
- Avy eo tatavanina dia arotsaka ny lait de coco 1sotrokely
- 1 tasy na kopy ( thé ) isakin ny alina , 7andro misesy ,avy eo in 1 isam bolana tsy mijanona (a vie) ,isaky ny handeha hatory mihintsy zany hoe avy misakafo
ZARAZARAO RAHA NAHASOA ANAO
Ny lait de coco dia misy efa vita en boite (grande surface feno)
Misy ilay coco mihintsy no mixerna miaraka amin ilay ranony iny dia mivoaka fotsifotsy be
Azonao ampiana tantely 1 sotro fihinana fa vao maika tena tsara na siramamy mena 1sotrokely
- Tehirizina anaty tavohangy tsy plastique atao amin'ny toerana mangatsiaka fotsiny dia efa mety,tsy mety ho an'ny bevoka sy ny mampinono