Camion arivonimamo

Camion arivonimamo Azo antoka ,tsara kaliato

01/05/2026

AFAKA MAMATSY BRIKY ,VATO ,FASIKA HO ANTSIKA ETO ARIVONIMAMO SY NY MANODIDNA ZAY REHETRA ILAINA DE MISY DAHOLO (MANAO LIVRESON ) MANDEFASA HAFATRA MIAFINA NA MIANTSO NY LAHARANA 03415 96654 AVY ATRANY

26/04/2026

HO ANAO MANANA FOTODRAFITRASA AFAKA MAMATSY MATERIEL IZAHAY TOY NY BRIKY VATO FASIKA RANON TANY SNS...AFAKA MIFAMPIRESAKA TSARA SY MANAO CONTRAT.

🛻KAMION ARIVONIMAMO 🛻IREO TOLOTRAY  eto ARIVONIMAMO sy ny manodidina Manolotra sy mitatitra ny vokatry ny matériaux de c...
23/03/2026

đź›»KAMION ARIVONIMAMO đź›»
IREO TOLOTRAY eto ARIVONIMAMO sy ny manodidina

Manolotra sy mitatitra ny vokatry ny matériaux de construction isan-karazany izahay amin’ny vidiny mirary
✅ Vato fasana – Malao – Gravillon – Caillasse
✅ Parpaing – Fasika – Brique SNS
âś… Mitaona karazana entana (seza, latabatra, vy, sns)
✅ tôle - ciment - fer rond - ,…
✅ Ao koa ny tany, zezika, akofa, mololo, …..

🔨AZO ANTOKA , TSARA KALITAO
📍 Toerana azo anaterana :
Arivonimamo sy ny manodidina :
Manalalondo, Amboanana, Ampahimanga, Ambohitrambo, Mangatany, Ambatonapoka , sy ny maro samy hafa tsy voalaza.

Izay ahitana karazana entana avy any : Ambatovory,anonibe , Antsahabe, sy ny maro hafa tsy voatanisa

đź’¬ Koa raha misy mahaliana, aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina.

📞 034 15 966 54 / 033 74 049 20

Address

Mangatany
Arivonimamo
112

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Camion arivonimamo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share