CTTA - Coopérative de Transport Tuktuk d'Antsiranana

CTTA - Coopérative de Transport Tuktuk d'Antsiranana Service de taxi

FILAZANA ZAVATRA VERY Miangavy Client na Chauffeur zegny nahita portefeuille noir misy carte bancaire + CIN latsaka tana...
06/11/2025

FILAZANA ZAVATRA VERY

Miangavy Client na Chauffeur zegny nahita portefeuille noir misy carte bancaire + CIN latsaka tanatin'ny TAXI nagnatitry vazaha t@ ABC centre t@ aligny iny mba hikaiky azafady fa misy valisoa, merci d'avance !

06/11/2025

🕵️‍♂️ MPISOLOKY AMIN'NY ALALAN'NY "SMS" VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TAO MANAKARA

⚖️ Ady amin'ny fisolokiana

👮‍♂️ Lehilahy iray sy vehivavy iray no voasambotry ny Polisimpirenena tao Manakara noho ny raharaha fisolokiana amin’ny alalan’ny hafatra maro sosona amin'ny finday.

📅 Ny 03 novambra 2025, nisy olona mipetraka sy monina eto Antananarivo nahazo hafatra tamin’ny finday nilaza hoe:“Faly miarahaba anao izahay aty amin’ny FID. Ianao dia voasarika nahazo vola 20 000 000 Ar avy amin’ny Tosika Fameno. Antsoy ity laharana 038 76 85 951 ity mba hahafahanao mandray izany.”

👉Nametraka fitoriana tao amin'ny sampandraharahan’ny Polisimpirenena miady amin'ny heloka anabaka tao Anosy (Cybercriminalité) izy noho izany.

⚠️ Misy amin'ireo olon-tsotra mahafantatra fa fisolokiana ity fomba fiady ity ka nanaitra ireo tompon'antoka amin'izany amin'ny alalan'ny antso dia mahazo ompa sy teny manafintohina.

😞 Misy kosa ireo voafitaka ka miantso ary asainy mandefa vola izay lazaina fa saran'ny famoahana ilay fanomezana.

📈 Maro ny fitarainana voaray amin'ity fomba fisolokiana ity.

🔍 Taorian’ny fikarohana nataon’ny Polisimpirenena, fantatra fa tany Manakara no misy ireto mpisoloky ireto.

🤝 Nisy fiaraha-miasa akaiky tamin’ny Polisimpirenena ao amin’ny DRSP Fitovinany, ka nahafahana nisambotra azy ireo.

⚖️ Ho atolotra ny Fampanoavana ireto mpisoloky ireto rehefa vita ny famotorana savaranonando ataon'ny Polisimpirenena.

05/11/2025
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Norlain Tavelode Botomavo, Xavier Aly Stéphano, Jamaldine Altaf, Zam...
05/11/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Norlain Tavelode Botomavo, Xavier Aly Stéphano, Jamaldine Altaf, Zama Haircut, Aina Estelle, Georges Vololona Antonella, Em Aniel, Tarimy Vanessa, Brigite Schley, Raà Ïì

05/11/2025
📌 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐂𝐄 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐑𝐎𝐔𝐓𝐄 (𝐏.𝐑) : 𝐌𝐈𝐀𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝟎𝟓 𝐍𝐎𝐕𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐒𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀 👉 Ao ana...
05/11/2025

📌 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐂𝐄 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐑𝐎𝐔𝐓𝐄 (𝐏.𝐑) : 𝐌𝐈𝐀𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝟎𝟓 𝐍𝐎𝐕𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐈𝐒𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀

👉 Ao anatin’ny famolavolana paikady vaovao ho fisorohana sy fiantohana ny filaminana ny Polism-pirenena ankehitriny, noho io dia mitsahatra aloha ny asa ataon’ireo polisy misahana ny fanakanan-dalana sy fisavana mahazatra rehetra afa-tsy amin’ireo fiara hahatrarana ambodiomby fandikan-dalàna iray.

✅ Mihatra avy hatrany ny naoty navoakan’ny DGPN mandrapisian’ny toromarika vaovao

(Sary fanehoana)

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Donga Rozetto Kanoussat Honoré, Vasthï Jaosaina, Arison Velonjara, Stewart Mai...
05/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Donga Rozetto Kanoussat Honoré, Vasthï Jaosaina, Arison Velonjara, Stewart Mailly, Alex Escobar, Daniel Manavasoa, Avisoa Jeanbaptiste, Richina Randrianaivo

FILAZANA ZAVATRA VERY Miangavy zegny nahita papier Bajaj complet 7659 DJ very t@ omaly mba hikaiky 037 58 323 73 azafady...
31/10/2025

FILAZANA ZAVATRA VERY

Miangavy zegny nahita papier Bajaj complet 7659 DJ very t@ omaly mba hikaiky 037 58 323 73 azafady, Merci !

Address

Diego
Antsiranana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CTTA - Coopérative de Transport Tuktuk d'Antsiranana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CTTA - Coopérative de Transport Tuktuk d'Antsiranana:

Share