30/03/2026
🏍️ TE HIVIDY MOTO VE? AZA DISO SAFIDY — JEREO NY BUDGET!
Ny hadisoana lehibe ataon’ny maro dia Mividy mora… fa avy eo mandany vola be amin’ny fanamboarana 😅
💡 Tsarovy: Tsy ny vidiny ihany no jerena, fa ny totalin’ny fandaniana!
💰 1️⃣ Jereo ny BUDGET TENA ILAINA
Rehefa mividy moto dia tsy ny prix d’achat ihany 👇
✔️ Prix moto
✔️ Carte grise sy taratasy
✔️ Entretien voalohany (huile, filtre…)
✔️ Piesy mety soloina
👉 Indraindray, moto “mora” = lafo kokoa any aoriana
🔧 2️⃣ Jereo tsara ny état mécanique
✔️ Henoy ny feon’ny moteur (tsy tokony misy feo hafahafa)
✔️ Jereo raha misy fuite d’huile
✔️ Jereo ny frein sy pneu
✔️ Testeo amin’ny lalana (vitesse, vibration…)
⛽ 3️⃣ Jereo ny consommation
Sao :❌ Mandany lasantsy be
✔️ Misafidiana moto mifanaraka amin’ny vola ampiasainao isan’andro
🛠️ 4️⃣ Jereo ny disponibilité pièces
✔️ Mora hita ve ny piesy? sa mila manafatra?
✔️ Mora amboarina ve? (Tsy de misy)
👉 Zava-dehibe indrindra eto Madagascar!
⚠️ 5️⃣ Aza mividy irery raha tsy matoky
Maro ny moto:
👉 Tsara ivelany
👉 Fa ratsy ao anatiny 😏
❓ Ianao ve mikasa hividy moto?
❓ Budget ohatrinona no napetrakao?
💬 Valio ao commentaire 👇
🔧🏍️ Aza maka risque!
Alohan’ny hividianana moto dia afaka manatona ny Clinic Moto Antsirabe ianao,
✔️ Manampy hijery moto
✔️ Manome conseil matihanina
✔️ Mba tsy ho very vola ianao e
📍 Eto Antsirabe izahay Tompoko
📩 Mandefasa message dieny izao
👍 Ataovy “J’aime” ny pejy
🔁 Zarao amin’ny namanao te hividy moto maba tsy hahazo taolana
💬 Afaka manoratra amin'ny Commentaire raha mbola misy afaka milaza ny zavatra hafa tokony fantariana alohan'ny hividy moto iray.
🔥 Clinic Moto Antsirabe – Tsy hoe mividy moto fotsiny… fa mividy am-pahendrena! 🏍️💰