25/04/2025
AGENCE MADA – ASA ARA-DALÀNA ANY IVELANY
Mitady asa any ivelany? Miaraha amin’ny Agence Mada!
Mitohy ny fisoratana anarana ho an’ny asa ara-dalàna any amin’ny firenena maro toa an’i Canada, France, Suisse, Maurice, La Réunion, Allemagne, USA, Dubaï, Australie.
Misy sehatra maro misokatra ho an'ny lehilahy sy vehivavy:
• Fikarakaran-tokantrano (Femme de ménage, nounou)
• Fahasalamana (infirmier, aide-soignante, sage-femme)
• Indostria sy teknisiana (mécanicien, maintenance, électricien...)
• Fambolena, fiompiana, sy triage de poisson
• Fandraisana vahiny (cuisinier, serveur, hôtesses...)
• Chauffeurs, logistique, BTP, informaticiens
• Enseignement, croisière, agent administratif, sns
Fepetra takiana
• Taona: 18–60 taona (miankina amin'ny sokajin'asa)
• Avec ou sans diplôme, na certificat — raisina avokoa
• Mahay miteny frantsay na anglisy dia tombony lehibe
• Ilaina ny fahavononana sy fahamatorana amin’ny asa
Fifandraisana
• WhatsApp: +1 619 914 3289
• Canada Call/Text: 905-960-8780
• Facebook: Agence Mada
Agence Mada – Iray amin’ireo mpanelanelana azo itokisana indrindra amin’ny fandefasana mpiasa any ivelany.
Miantoka ny ara-dalàna, miaraka amin'ny traikefa sy fahatokisana.