Plateforme Haricot Vakinankaratra

Plateforme Haricot Vakinankaratra Regroupe les acteurs d’activités
socio-économiques qui interagissent en complémentarité et
synergie pour le développement de la chaîne de valeur du haricot

Koba vita Malagasy feno otrik'aina vokarin'ny SFMT

30/11/2022
Salama daholo o,Iresaka ireo zava- tsoa atolitry ny Tsaramaso Mena  isika amin'ity erinandro ity.**** Ny tsaramaso Mena,...
07/11/2022

Salama daholo o,
Iresaka ireo zava- tsoa atolitry ny Tsaramaso Mena isika amin'ity erinandro ity.

**** Ny tsaramaso Mena, dia:
Ahitana
❤️Protéines🛑 : mahavory saina ary mampatanjaka indrindra ho an'ny ozatra.

❤️Calcium sy Magnésium🛑: izay mampasalama ny nify sy ny taolana ary ny ozatra, mampatanjaka, ary mampitombo ny concentration.

❤️Vitamine B9🛑: manampy amin'ny renouvellement cellulaire , ary ilain'ny zaza ampitombo azy, eny na vao ao ambohoka aza.

❤️Phosphore, potassium sy Fer🛑: mampiena ny avizanana, miaro ny membrane cellulaire, mampitombo ny globules rouges ( ialana anémie), mahatsara ny système immunitaire ( tsy mora andairana aretina).

❤️Fibres🛑: mahatsara ny transit intestinal indrindra

💁Hitanao amin'ireo fa betsaka ny zavatra tsara azo avy amin'ny Tsaramaso mena , etsy andaniny mahatsara ny fasalamana , etsy ankilany matsiro ihany koa🤤😛❤️

*****Mankasitraka be dia be antsika rehetra nanjifa NY Vokatra  MAATSILO tany amin'ny FIA ny herinandro lasa teo.Mizara ...
26/09/2022

*****Mankasitraka be dia be antsika rehetra nanjifa NY Vokatra MAATSILO tany amin'ny FIA ny herinandro lasa teo.
Mizara kely ny akon'ny fandraisan'ny Plateforme Haricot vakinakaratra tamin'ny Hetsika tao amin'ny Stand ny nandritra ny FIA
Hitantsika amin'izao fa tena naresaka sady maro ianareo no namonjy anay tany.🥰🥰
👉👉Tsidio ny pejy🙋 Maatsilo officiel 🙋 , ahafahanao manao commande n'aiza n'aiza misy anao😊.

💥Matsiro ny fahasalamna miaraka amin'ny Koba Maatsilo💥

Mandeha tsara ny vente ry zareo.Tohany ny produits antsika vita malagasy!!!Midira anaty ny page Maatsilo officiel dia za...
24/09/2022

Mandeha tsara ny vente ry zareo.
Tohany ny produits antsika vita malagasy!!!

Midira anaty ny page Maatsilo officiel dia zarazarao

Maatsilo hatrany !!!Raha hanao commande dia ao aminy Maatsilo Officiel
22/09/2022

Maatsilo hatrany !!!
Raha hanao commande dia ao aminy Maatsilo Officiel

Ity ny compte ny distributeur officiel ny maatsilo.Midira daholo ao aminy pejy raha hanao commande
22/09/2022

Ity ny compte ny distributeur officiel ny maatsilo.
Midira daholo ao aminy pejy raha hanao commande

👋Aza adino , amin' ity erinandro ty ara ny fotoanantsika any Tana  manomboka ny Alakamisy 22 katramin'ny  Alahady 25 sep...
19/09/2022

👋Aza adino , amin' ity erinandro ty ara ny fotoanantsika any Tana manomboka ny Alakamisy 22 katramin'ny Alahady 25 septambra 2022.


👋👋Aorian'ny hetsika  , dia ampitsikiana hatrany no handraisan'ny SFMT anareo any Tana ny  22 -23-24 -25 Septambra  ho av...
15/09/2022

👋👋Aorian'ny hetsika , dia ampitsikiana hatrany no handraisan'ny SFMT anareo any Tana ny 22 -23-24 -25 Septambra ho avy zao , ao amin'ny .
Ho antsika izay liana momba ny fambolena Tsaramaso, sy hanjifa ny vokatra Maatsilo ,...🥣


-penitra
.

Rapitso ny fotoana ho antsika ze liana hividy Koba   🥣. 8-9-10 Septembre 👌Avenue de la Gare , Stand ny SFMT👈
07/09/2022

Rapitso ny fotoana ho antsika ze liana hividy Koba 🥣. 8-9-10 Septembre
👌Avenue de la Gare , Stand ny SFMT👈


25/08/2022

👉Mandray anjara amin'ny Vitrine Du Vakinakaratra andininy faha 24,🫘 ny SFMT, plateforme haricot du Vakinakaratra. Amin'ny 8-9-10 Septambra 2022 izao ny fotaonantsika eo amin'ny GARE Antsirabe, izay liana amin'ny tontolon'ny tsaramaso sy hanjifa ny Koba be otrikaina MAATSILO, vokarinay.

Ny SFMT dia manohana ny fiara laharana 70 aminy Rallye VHR 2022 nanomboka omaly 28 sy androany 29 mai. Bon rallye a vous...
29/05/2022

Ny SFMT dia manohana ny fiara laharana 70 aminy Rallye VHR 2022 nanomboka omaly 28 sy androany 29 mai. Bon rallye a vous !!

Address

Antsirabe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Plateforme Haricot Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Plateforme Haricot Vakinankaratra:

Share