Pejin'i Tantely

Pejin'i Tantely Page qui concerne un peu de tout sauf la politique

Toy izao ny télé en couleur tamzan. Faly eriii fa mada couleur ilay télé noir et blanc. Iza koa no efa Nahita otrzao ?
07/06/2026

Cadre bicyclette par 20.  #100%   malagasy # tsena sabotsy. 50mil Ariary sady maivana kely.
27/05/2026

Cadre bicyclette par 20. #100% malagasy # tsena sabotsy. 50mil Ariary sady maivana kely.

Otran’ny tsara ity Antsa Rakotoarimanana Manda Larry Raveloson
03/05/2026

Bravo ma fille! Teo antokotany daholo ireo

Iza no ihinana? Taiza indray ary ireto e? Antsirabe foana….
02/05/2026

Iza no ihinana? Taiza indray ary ireto e? Antsirabe foana….

Mine sao aux crevettes : 10 000ar fa crevette nahafapo tsara. Antsirabe toujours
01/05/2026

Enfin une publicité qui est agressive.
01/05/2026

Enfin une publicité qui est agressive.

Mbola mitohy ny asa an
28/04/2026

Mbola mitohy ny asa an

Miasa alahady

Tsy adinonay ianao tompokolahy sy tompokovavy, ilay nahavita be tamin'ny lainga.
28/04/2026

Tsy adinonay ianao tompokolahy sy tompokovavy, ilay nahavita be tamin'ny lainga.

Restaurant vao nisokatra eto Antsirabe. Terrine de foie tsy gras. M’enfin…
23/04/2026

Restaurant vao nisokatra eto Antsirabe. Terrine de foie tsy gras. M’enfin…

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261381283101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejin'i Tantely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pejin'i Tantely:

Shortcuts

Share