04/05/2026
Misaotra an'ireto fianakaviana mamikely ireto nisafidy nanao location taminay tamin'ny weekend teo🥰🙏
🚖Ampefy hatrany no destination antsika. Ny départ eto Antsirabe
👉🏿Amboary dieny izao ary ny programa fa Pentecôte indray no fotoanatsika manaraka
📞 Contact : 034 90 914 08 ou 034 45 848 23 (Whatsapp ou appel)