Location Camion Benne

Location Camion Benne Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Location Camion Benne, Transportation Service, Ambatomravavy, Antananarivu.

034 97 250 89 Ambatomravavy
🚛 Biriky – Fasika – Vato – Asa manodidina ny trano 🧱🏡

Mivarotra sy mlivre mivantana eny amin’ny toerana rehetra izahay :
✔️ Biriky
✔️ Fasika
✔️ Vato
✔️ Akora fanorenana hafa

17/03/2026

Miarahaba antsika tompoko ô!
Izahay ato dia mivarotra:
• BRIQUE: 110ar/pièce
•SABLE : 35000ar/m³
•GRAVILLON: 60000ar/m³
•MOELLON: 450ar/pièce
‎🧱 SABLE • BRIQUES • GRAVILLONS
‎ 🚫Prix sur placé fa manao livraison
‎🚚 Livraison rapide
‎💰 Prix abordables
‎📞 vous trouverez sur la page
‎📍 Commandez maintenant !

🚛 Biriky – Fasika – Vato – Asa manodidina ny trano 🧱🏡 0349725089, Ambatomravavy Mivarotra sy mlivre mivantana eny amin’n...
06/09/2025

🚛 Biriky – Fasika – Vato – Asa manodidina ny trano 🧱🏡 0349725089, Ambatomravavy

Mivarotra sy mlivre mivantana eny amin’ny toerana rehetra izahay :
✔️ Biriky
✔️ Fasika
✔️ Vato
✔️ Akora fanorenana hafa

Ankoatra izany dia afaka manao koa :
🔨 Mitaona sy manarina tany (am camion benne)
🔨 Manampy amin’ny asa fanorenana fototra

➡️ Livraison haingana sy azo antoka
➡️ Vidiny mirary sy mifanaraka

☎️ Antsoy/Inbox raha mila fanazavana na fangatahana vidiny

🚛 LOCATION CAMION BENNE LP 608 🚛 Ambatomravavy Vonona hiasa sy hanampy anao amin’ny asa fanorenana rehetra ! 0349725089➡...
06/09/2025

🚛 LOCATION CAMION BENNE LP 608 🚛 Ambatomravavy
Vonona hiasa sy hanampy anao amin’ny asa fanorenana rehetra ! 0349725089
➡️ Mitaona tany, vatokely, biriky, fasika ary kojakoja fanamboarana hafa.
➡️ Afaka mitondra avy hatrany avy amin’ny fournisseur koa izahay (matériaux de construction).

📍 Miala avy eto Ambatomiravavy fa afaka mankany amin’ny toerana rehetra ilainao.
👉 Raha mila fanazavana sy antso maika dia afaka miantso mivantana/mandefa hafatra.

✅ Aza misalasala, miara-miasa aminay dia mora sy haingana ny asa fanorenana!

Address

Ambatomravavy
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Location Camion Benne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share