Prime Link Logistics

Prime Link Logistics Importez sans stress ! 📦 Fret, dédouanement et livraison : nous gérons tout pour vous. Transparence totale et visibilité 24/7 sur vos envois.

Recevez des notifications WhatsApp à chaque étape du voyage de votre colis.

✅️Deuxième chargement androany 19 Août 2026.📦📦Nanao chargement fanindroany izahay androany.🤗Tena manao nareo ! Mankasitr...
19/08/2026

✅️Deuxième chargement androany 19 Août 2026.

📦📦Nanao chargement fanindroany izahay androany.

🤗Tena manao nareo ! Mankasitraka 🙏

Chine ➡️➡️Madagasikara

🏭Afaka aterina eny amin’ny entrepôt foana ihany ny colis, fa amin’ny voalohan’ny herinandro manaraka indray ny chargement antsika manaraka.

📸Aperçu en images ny chargement antsika indray ary eh !📦📦Vita indray ny chargement antsika androany 19 Août 2026.🇨🇳Avy e...
19/08/2026

📸Aperçu en images ny chargement antsika indray ary eh !

📦📦Vita indray ny chargement antsika androany 19 Août 2026.
🇨🇳Avy eo Chine mihazo an'i Madagasikara avy hatrany.🇲🇬

Misy chargement régulier foana isika.
Afaka avy dia aterina any amin'ny entrepôt Chine foana ihany ny entana.

Misaotra anareo matoky anay hatrany.🙏

Ho an'ireo izay mbola te hahalala andinindininy misimisy kokoa afaka manantona mivantana ny birao :

📍Immeuble ISTANA TOWER, Ankorondrano, 2 ème étage, bureau n°11
📲034 65 831 94

👋Miarahaba indray ny mpanjifa sy ny mpanaraka ny pejy rehetra ! 🚢Mandray entana foana hatrany ny ao amin'ny entrepôt Chi...
18/08/2026

👋Miarahaba indray ny mpanjifa sy ny mpanaraka ny pejy rehetra !

🚢Mandray entana foana hatrany ny ao amin'ny entrepôt Chine ho an'ny groupage maritime.📦

✅Tarif compétitif hatrany.

Raha toa ka mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manantona avy hatrany ety amin'ny birao
📍Immeuble Istana Tower Ankorondrano,
2 ème étage, bureau n°11
📲Na miantso mivantana avy hatrany ny 034 65 831 94

Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana

📣FILAZANA :☑️Miala sasatra kely ny ekipa ny Asabotsy 15 Août 2026.✅Miverina misokatra indray kosa ny birao ety Ankorondr...
14/08/2026

📣FILAZANA :
☑️Miala sasatra kely ny ekipa ny Asabotsy 15 Août 2026.

✅Miverina misokatra indray kosa ny birao ety Ankorondrano manomboka amin'ny ALATSINAINY 17 Août 2026 amin'ny ora mahazatra.

Misy mandray foana ihany ny colis any amin' ny entrepôt Chine rahampitso. 🇨🇳

🙌 Mirary faran'ny herinandro sambatra ho antsika rehetra 🙌

VRAI OU FAUX ?🤔Moins je commande, moins mon transport me coûte ?❌FAUX❌Vous avez plusieurs achats à faire en Chine ? 🇨🇳📦👉...
14/08/2026

VRAI OU FAUX ?🤔
Moins je commande, moins mon transport me coûte ?

❌FAUX❌

Vous avez plusieurs achats à faire en Chine ? 🇨🇳📦

👉 💡Avant de faire expédier chaque commande séparément, pensez à regrouper vos achats lorsque cela est possible.

Pourquoi ? Parce qu’en groupage, le transport dépend principalement du volume occupé.🚢🚢

📦 Un volume mieux optimisé = un transport potentiellement plus intéressant.

📣📣CHARGÉÉÉ CHARGÉÉÉ !!! 😉😉✔️Vita androany 12 Août indray ny chargement conteneur antsika tamin’ity semaine ity.📦 Chine m...
12/08/2026

📣📣CHARGÉÉÉ CHARGÉÉÉ !!! 😉😉

✔️Vita androany 12 Août indray ny chargement conteneur antsika tamin’ity semaine ity.📦 Chine mihazo an'i Madagasikara avy hatrany 🇲🇬

🚢🛳Anakiroa ny chargements antsika amin’ity semaine ity an !
OUI, amin’ny ZOMA izao indray ny chargement manaraka 🫡
Mbola afaka manatitra colis any amin’ny entrepôt Chine androany sy rahampitso. Kelikely sisa ny volume disponible amin'io fa alefaso dieny izao sao tara !

✅️Regroupement marchandises
✅️Transport maritime
✅️Suivi de colis
✅️Dédouanement rapide
✅️Livraison à domicile

Mankasitraka hatrany amin’ny fahatokisana🙏

Tsy miova ny birao, tongava manantona anay mivantana :
Alatsinainy hatramin'ny Zoma : 8h à 17h
Asabotsy : 8h à 12h
Misy foana ihany koa mamaly ny message nareo amin’ireo ora voalaza ireo.

📍Immeuble Istana Tower, Ankorondrano, 2ème étage, bureau n-11
📲034 65 831 94

07/08/2026

🎥 Rehefa ilay mba te hanao video kely iny ... nefa miasa be daholo ny équipe.

Miasa tsy tapaka ny ekipa manontolo hahafahana manome fahafaham-po anareo📦 🛳

✅️Retour colis
✅️Fizotry ny entana
✅️Service et assistance client

Mankasitraka anareo hatrany amin’ny fahatokisana. 🙏



📍Immeuble Istana Tower Ankorondrano, 2 ème étage, bureau n-11
📱261 34 65 831 94

06/08/2026

🚢LASA INDRAY NY CONTENEUR ANTSIKA TAMIN'ITY HERINANDRO ITY E !!!

Vita soamantsara tamin'ny 04 août teo ny chargement ny conteneur antsika niainga avy eo Chine miazo an'i Madagasikara 🇨🇳➡️🇲🇬

📸 Sary vitsivitsy zarainay aminareo.

✅ Regroupement de marchandises
✅ Expédition maritime fiable
✅ Suivi de vos colis
✅ Dédouanement rapide
✅ Livraison à domicile

📦 Efa manomana sahady ny chargement amin'ny herinandro manaraka indray koa

Tsy misy minimum de volume ny entana afaka alefa.

Tongava avy hatrany ary manantona ny birao hanomanana ny fandefasana ny entanao :
📍Immeuble Istana Tower, Ankorondrano, 2ème étage, bureau n°11
📲034 65 831 94

05/08/2026

📢 Information importante

⚠️Pour votre sécurité et afin de garantir un suivi transparent de toutes les transactions, tout paiement doit être effectué uniquement à la caisse de notre bureau à Ankorondrano.

Un reçu officiel vous sera systématiquement remis après chaque règlement.

Nous vous remercions de votre compréhension et de votre confiance.🙏

05/08/2026

Miarahaba eh ! 👋

Androany indray isika hanaraka ny fiainan’izy roa kely ireto. Antso Bomaka sy Shaïne Ismael 🥰

✔️Nametraka ny fitokisany tamin’ny Prime Link Logistics izy ireo nanomboka tamin’ny achat hatramin’ny fitaterana ny entany, miainga avy any Chine mandrapahatongany taty Madagasikara.🇨🇳🇲🇬

Tsy hatahorana ho very mihitsy ny entana satria mahazo notification foana isaky ny fizotriny. 📱
Vao tonga ao amin’ny dépôt hatrany amin’ny livraison.📦

✅️Achat
✅️Paiement fournisseur
✅️Groupage maritime
✅️Suivi en temps réel
✅️Dédouanement rapide
✅️Livraison à domicile

Aza misalasala intsony ary. Tongava mitsidika ny birao avy hatrany
📍Immeuble Istana Tower, Ankorondrano
2ème étage, bureau n-11

Na miantso ny laharana
📱+261 34 65 831 94

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prime Link Logistics posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share