MAIKA LAVA Scoot

MAIKA LAVA Scoot Service de Taxi moto - Livraison de colis

🏡 TANY AMIDY 📍Mitady toerana hanorenana trano na hanaovana investissement ve ianao?🗺️ Amoron-dalana 📐 Velaran-tany : [89...
06/08/2026

🏡 TANY AMIDY 📍

Mitady toerana hanorenana trano na hanaovana investissement ve ianao?

🗺️ Amoron-dalana
📐 Velaran-tany : [890m²]
📍 Toerana : Ankadirano Malaho, Bevalala, Antananarivo 102
⛏️ Tsy morcelable

✅ Taratasy ara-dalàna

📩 Raha mila fanazavana fanampiny na te hitsidika ny toerana ianao dia aza misalasala mandefa hafatra miafina anay 😊

✅ Ho an'ny mpividy mivantana ihany

23/02/2026

💬 Sao misy liana...
🛵Trajet isanandro (Lundi ➜ Vendredi)
👤 Mahazaka olona 1 aho
💰 Frais tokana : 6000 Ariary

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
Novembre ➜ Mars

🎯 Andoharanofotsy ➜ Ambohijatovo
Départ [6h30 - 6h45]
Arrivée [7h15 - 7h30]

🎯 Ambohijatovo ➜ Descour
Départ [7h15 - 7h30]
Arrivée [7h40 - 7h50]

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
Avril ➜ Octobre (Sans compter les vacances scolaires)

🎯Andoharanofotsy ➜ Ambohijatovo
Départ [5h45 - 6h00]
Arrivée [6h15 - 6h30]

🎯 Ambohijatovo ➜ Descour
Départ [6h15 - 6h30]
Arrivée [6h40 - 6h50]

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

Afaka manao services hafa koa ny weekend, araka izay ifanarahana.

📩 Tongava MP







Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MAIKA LAVA Scoot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share