Taxi moto Tsarahonenana

Taxi moto Tsarahonenana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Taxi moto Tsarahonenana, Transportation Service, Tsarahonenana, Antananarivo.

👉 Mivarotra guide de dépannage scooter pdf (torolalana manampy anao hitady ny panne amin'ny scooter) : 3000ar
👉 Mampianatra mécanique sy électricité moto scooter ( en ligne) : 5000ar
👉 Torohevitra maro isakarazany momba ny moto sy ny tontolony.

Ary ny vadinao ? 😂😅
19/08/2026

Ary ny vadinao ? 😂😅

19/08/2026

Efa afaka midéplace izahay manamboatra na manao vérification amin'ny équipements moto raha misy jiro, clignotant na klaxon tsy mandeha na koa olana électrique ( tsisy courant ny bougie sns).
Manao ny moto rehetra na scooter na routiere na cross

18/08/2026

👉 Efa afaka midéplace izahay manamboatra raha misy olana amin'ny resaka équipement ny motoanao ☺️
Mandefasa mp avy hatrany

17/08/2026

👉 Manana groupe privé isika ho anareo izay mampiasa scooter ka mba te hafantatra ny fikojakojana azy
Fidirana : 3000ar

15/08/2026

Mbola mampianatra mitondra scooter foana an'izay Efa manana moto ah fa lasa adinoko foana ny Mandefa vidéo sy sary 👍

14/08/2026

Hay koa misy m'chaoundraoundra amin'ny moto 'zany le 🏍️😅😂

Mahafinaritra ilay izy dia mba nindramiko 👍

14/08/2026

👉Ho anao mampiasa scooter ka mbola tsy mahay na inona na inona momba ny moto dia afaka miditra mpikambana ao anatin'ilay groupe privé ianao.
3000ar fotsiny ny fidirana ao kanefa dia hahaizanao zavatra maro mety hanampy anao amin'ny fikojakokana ny scooteranao. ☺️

14/08/2026

👉 Azonao vidina foana ilay guide de dépannage scooter pdf teny gasy. Alefa mail na whatsapp aminao rehefa mividy azy ianao.
Torolalana manampy anao hitady ny olana amin'ny scooteranao raha misy panne izy io.
Prix : 2000ar

Inona daholo ilay olana amin'ny équipements an'ny motoanareo any ? Efa afaka manamboatra izahay 😊
13/08/2026

Inona daholo ilay olana amin'ny équipements an'ny motoanareo any ? Efa afaka manamboatra izahay 😊

👉Mbola mandray mpikambana hatrany ilay Groupe privé fianarana mécanique sy électricité scooter antsika a.Fidirana 3000ar...
13/08/2026

👉Mbola mandray mpikambana hatrany ilay Groupe privé fianarana mécanique sy électricité scooter antsika a.
Fidirana 3000ar.

Address

Tsarahonenana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taxi moto Tsarahonenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share