19/11/2025
Salama daholo e! 👋
‼️Mila livraison AINGANA, TSOTRA nefa AZO ANTOKA ve ianao ?
‼️Te hitsitsy fotoana sy hanome service tsara ho an’ny mpanjifanao ?
Izahay ato amin’ny KAYL Livraison Mada no afaka manampy anao ! 🚚✨
✅Aingana : manaja ora, tsy mampiandry mpanjifa
✅Madio & voakarakara : tsy misy colis rovitra na voatsindry
✅Fifandraisana mazava : tatitra sy fanavaozam-baovao amin’ny WhatsApp sy ny Page
✅Fihetsika madio & traikefa : mahafantatra tsara ny filàn’ny mpivarotra sy ny olan’izy ireo andavanandro
👉 Raha mila devis na te hanao livraison dia alefaso ny hafatra miafina (DM)
na antsoy/WhatsApp : 034 88 008 92 / 034 59 145 51 / 032 25 341 94