19/06/2026
🚛Ny Orinasa STMB Madagascar izay efa mihoatra ny 30 taona nitsanganana dia mitady chauffeurs Poids Lourd hanatevin-daharana ny ekipa!
Apetraho ny CV, Certificat de travail ary ny
Permis de conduire BCDE
Mail : [email protected] OU [email protected]
TEL : 038 58 819 78
💵💵 Karama mahafa po sy prime isakin'ny "voyage" intéressant be!
Adresse Tana: En face Expo Forello Tanjombato
Adresse Tamatave : Immeuble FAKRA, Appartement D 1 er étage, 15 rue de Commerce Ampasimazava