RAZZI transport

RAZZI transport 🚛 Transport de marchandises ✅
🚚 Ramassage/ collecte ✅
🚩 Livraison à destination ✅
🚚🔃 🚛 Transbordement ✅


📍Siège : III J 86 STER Ivolaniray Anosibe

HANDROSO AMIN'NY FITONIANA, TONGAVA AMIN'NY FILAMINANA! ✨🚐Mitady fitaterana azo antoka, haingana ary azo itokisana ve ia...
23/07/2026

HANDROSO AMIN'NY FITONIANA, TONGAVA AMIN'NY FILAMINANA! ✨🚐
Mitady fitaterana azo antoka, haingana ary azo itokisana ve ianao? Izahay no vahaolana!
✅ Mpamily za-draharaha
✅ Fikarakarana entana sy mpandeha am-pitandremana
✅ Serivisy haingana sy matihanina
✅ Vidiny mirary
📞 Antsoy dieny izao: 038 84 990 49
💬 WhatsApp: 038 57 824 97
⚡ Mamandrika mialoha = Mahazo toerana aloha!
🙏 Misaotra anao matoky anay. Zarao amin'ny namanao ity publication ity mba hahafahan'izy ireo mahazo fitaterana tsara ihany koa.

🚛✨ TRANS RAZZI ✨🚛📍 Antananarivo ↔ Fort-Dauphin📦 Mandray entana isan'andro🚚 Départ isan'andro⚡ Serivisy haingana🛡️ Azo an...
14/07/2026

🚛✨ TRANS RAZZI ✨🚛
📍 Antananarivo ↔ Fort-Dauphin
📦 Mandray entana isan'andro
🚚 Départ isan'andro
⚡ Serivisy haingana
🛡️ Azo antoka
💰 Vidiny mirary
📞 Antsoy izao: 038 84 990 49
💬 WhatsApp: 038 57 824 97
🤝 Trans Razzi – Entanao, andraikitray!
✅ Matokia anay hitondra ny entanao am-pilaminana sy ara-potoana.

Faly miarahaba tompoko👋Izahay de miasa Aminy fitanterana entana mandeha aminy RN 13Eto izahay dia mankasitraka ireo Zay ...
14/01/2026

Faly miarahaba tompoko👋
Izahay de miasa Aminy fitanterana entana mandeha aminy RN 13

Eto izahay dia mankasitraka ireo Zay efa Téo foana niaraka taminay ary manome Toky fa anao izay ahafapo anareo atrany 😚
Ho anareo izay mbola tsy niara-niasa kosa ,vonona izahay ny hiara hiasa aminareo

Misaotra sahady tompoko🙏

Tel: 0388499049

♦️TSY MIJANONA NY DIA  E !!☺️.🚛Asa rehetra momba ny fitanterana entana makany amin'ny lalam-pirenena faha-13 💁🏻‍♂️.🔷Hava...
10/01/2026

♦️TSY MIJANONA NY DIA E !!☺️.

🚛Asa rehetra momba ny fitanterana entana makany amin'ny lalam-pirenena faha-13 💁🏻‍♂️.

🔷Havaozintsika miaraka amin'ny taona ny asa e☺️; hiaraka hamakivaky indray an'ity taona 2026 ity isika ary vonona hatrany izahay amin'ny fiaraha-miasa rehetra 📝✅.

✔️ Mandray entana isanandro ✅

🕰️Andro sy ora fiasana : 📋Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy ( 8h à 17h )

📍 Siège social :III J 86 STER Ivolaniray Anosibe

📞 Contact : 034 64 725 46
033 80 486 09

📱WhatsApp :038 96 010 07
038 57 824 97

🚛✅.Eto foana izahay amin'ny fotoana rehetra 😊.✅Vonona hatrany hanome fahafam-po ho anareo amin'ny fitanterana karazan'en...
30/10/2025

🚛✅.
Eto foana izahay amin'ny fotoana rehetra 😊.

✅Vonona hatrany hanome fahafam-po ho anareo amin'ny fitanterana karazan'entana rehetra 📦📦.

⏰Mandray entana isanandro.

📍Toerana : III J 86 STER Ivolaniray Anosibe 🚩
📞Contact : 034 64 726 46
033 80 486 09
📨WhatsApp :
038 96 010 07
038 57 824 97

🚛 Sur la RN 13, notre travail avance sans pause ✅😊. 🚛 Ianareo no andrasana fa izahay mandeha foana a !😊.   Mitohy hatran...
25/10/2025

🚛 Sur la RN 13, notre travail avance sans pause ✅😊.

🚛 Ianareo no andrasana fa izahay mandeha foana a !😊.

Mitohy hatrany ny asa rehetra momban'ny fitanterana entana, ary tsy mitsahatra manatsara ny fomba fiasa izay mikatsaka hatrany ny fahafaham-ponareo mpanjifa izahay ✅🛒.

📞📨Contact/WhatsApp : 038 96 010 07
038 57 824 97
034 64 725 46
033 90 981 49
📍 Siège : III J 86 STER Ivolaniray Anosibe
RAZZI transport ☺️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RAZZI transport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share