Fal'à Dia Aventures

Fal'à Dia Aventures 🚐 Agence de location des voitures avec Nif STAT
🌴Organisation des voyages🏜️

☎️ +261385952239🤩

Elaela tsy heno izahay fa reto indray ny vokatra amin' ity fetin' ny p***a efa akaiky ity.Aza tara Ary ohh🤗Fandrino dien...
25/03/2026

Elaela tsy heno izahay fa reto indray ny vokatra amin' ity fetin' ny p***a efa akaiky ity.
Aza tara Ary ohh🤗
Fandrino dieny izao ny fiara😍
Grand starex 10places passagère🚘
Malalaka tsara sady raitra🥰
Chauffeur cool be daholo tompoko
Teneno ny havana, namana raha mbola tsy nahita ☺️❤️
Sonorisation tsara feo be daholo🎶
Disponible pour toute types d'événements 💖
WhatsApp +261342480277

Lasa ty raha tsy mibolisatra😅Any antsimo any indray isika mihaona e🥰🌴Fal'à Dia Aventures
21/12/2025

Lasa ty raha tsy mibolisatra😅
Any antsimo any indray isika mihaona e🥰🌴
Fal'à Dia Aventures

Araraoty fa izy sisa no disponible ato aminay amin'ity taona 2025 ity 🥰Mankasitraka antsika rehetra foana izay tsy nisar...
18/12/2025

Araraoty fa izy sisa no disponible ato aminay amin'ity taona 2025 ity 🥰
Mankasitraka antsika rehetra foana izay tsy nisaraka taminay fa nisaraka taminay teny foana 🙏❤️
Ary mbola manentana antsika rehetra izay mbola tsy nisaraka taminay😍🌴
Grand Starex 12 places confort, bien propre, climatisé
Nif STAT

☎️ Mr Rindra +261385952239

Efa akaiky zao ny fialahan-tsasatra🤩🌴🏜️Aza tara mamandrika fiara ato aminay 🥳Fiara tena raitra sy tsara daholo🚐😍☎️Contac...
04/12/2025

Efa akaiky zao ny fialahan-tsasatra🤩🌴🏜️
Aza tara mamandrika fiara ato aminay 🥳
Fiara tena raitra sy tsara daholo🚐😍
☎️Contact : 0385952239
Prix afaka hifampiresahana foana 🥰

Miarahaba antsika rehetra 🤗💓ito indray ny fiara mbola disponible ato amintsika🥰Grand Starex 12 place ♥️Disponible de sui...
17/10/2025

Miarahaba antsika rehetra 🤗💓
ito indray ny fiara mbola disponible ato amintsika🥰
Grand Starex 12 place ♥️
Disponible de suite😍 Province et en ville
Contact Mr Rindra : 038 59 522 39
Mankasitraka antsika rehetra izay tsy nahafoy niaraka taminay hatramin' izay💓♥️
Prix afaka hifampiresahana foana

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny Fal'à dia Avanture indray ny tenako amin'izao andro mahafinaritra be izao🤗♥️Tapitr...
13/10/2025

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny Fal'à dia Avanture indray ny tenako amin'izao andro mahafinaritra be izao🤗♥️

Tapitra iny ny vacances fa izahay kosa vonona foana ny hanome fahafam-po antsika 💖
Na fianakavina, Namana, Mpiaraha-miasa, sns..
Fiara raitra dia tena raitra no hatolotray anareo
Starex GRX, Grand Starex, Crafter😍😍

Contact Mr Rindra : +26138 59 522 39

Aorinany i Zafimaniry dia efa miandry antsika sahady Makay.Ahoana ny hevitrao ?Ndao hiaraka aminay e?
15/07/2025

Aorinany i Zafimaniry dia efa miandry antsika sahady Makay.
Ahoana ny hevitrao ?
Ndao hiaraka aminay e?

Vacances mihavaka be indray ity🌅🏝️04 Août - 09 Août 2025 ho avy zao indray no fotoanantsika 👣Andao hifampitaona hitety h...
15/07/2025

Vacances mihavaka be indray ity🌅🏝️

04 Août - 09 Août 2025 ho avy zao indray no fotoanantsika 👣
Andao hifampitaona hitety hatsarana mihavaka kely any sy any indray ary isika e🥰🏞️

Inclus
🚍 Transport aller-retour
🛥️ Transport en bateaux
🍚 Sakafo Malagasy (Matin-midi-soir)
🏫 Hébergement à Le Manambato hôtel
😍 Guide
👣 Assurance voyage

🏈Activités
⭐ Évasion à Ambila le maitso
⭐ Balade sur le canal de Pangalane
⭐ Lac Rasoabe - Rasoamasay
⭐ Village des pêcheurs et visite du Parc Palmarium
⭐ Akanin' ny Nofy
⭐ Balade en Kayak sur le lac Rasoabe
⭐ Randonnée sur la montagne des amoureux
( Couché du soleil, la belle vue de Manambato, lac Rasoabe et le canal de Pangalane)
⭐ Piscine, fitness, aire de jeux d'enfants

Non Inclus :
Boisson
Besoin personnel

Prix par personne
499.000ar / personne raha 5 par chambre
548.000ar / personne raha 4 par chambre
599.000ar / personne raha 3 par chambre
650.000ar / personne raha 2 par chambre
700.000ar / personne raha 1 par chambre

Avance : 200.000ar
Reste à payer AVANT DÉPART

Lieu de départ : INSTAT ANOSY à 6h30

☎️ 038 59 522 39 Rindra kely
☎️ 034 40 922 36 Marc
☎️ 034 93 422 70 Seheno

Ambatomalaza fotsiny io reto a!Tafaraka ny tia sy ny manina!Miainga foana ny machine na jours ouvrables ary e!!!!Merci r...
10/07/2025

Ambatomalaza fotsiny io reto a!
Tafaraka ny tia sy ny manina!
Miainga foana ny machine na jours ouvrables ary e!!!!
Merci reto a 🙏🙏🙏😍

Ndao isika hanao Rando Iharanandriana e! 😉.  Izay vonona ndao hifampitaona fa ho karakaraintsika ity 🌼
07/07/2025

Ndao isika hanao Rando Iharanandriana e! 😉.
Izay vonona ndao hifampitaona fa ho karakaraintsika ity 🌼

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fal'à Dia Aventures posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share