25/03/2026
📌 **Tsara ho fantatra – SCOOT’HEURE** 🏍️
Indraindray misy olona diso kely ny fahazo ny tarif 👇📌 Tsara ho fantatra – SCOOT’HEURE
💰 Ny marina :
👉 5.000 Ar = raha 1 heure ihany
👉 Raha mihoatra ny 1 heure ➜ 4.000 Ar / heure
😌 Midika izany :
➡️ Arakaraka ny halavan’ny fotoana no mihena ny tarif
📍 Disponible avy hatrany
📞 038 18 876 32
⚡ Tsotra, mazava, tsy misy surprise… SCOOT’HEURE