26/08/2026
🎤 Témoignage client – Partie 4❤️
Andao arahintsika indray ny retour-n’ilay client niara-niasa tamin’ny CEC.🇨🇳📦🇲🇬
Ny tena zava-dehibe aminay dia ny mihaino ny clients sy manatsara hatrany ny service. ❤️