Mamilaza Transport

Mamilaza Transport Société de transport des marchandises et en commun desservant toutes les régions de Madagascar.

Plus de dix ans d'expérience...

Infos :034 20 323 81
033 05 323 81

" VOTRE SATISFACTION EST NOTRE MOTIVATION"

03/08/2026

🌞 Mirary herinandro vaovao feno fitahiana ho antsika rehetra! 🌞

Ny Transporteur Mamilaza dia mirary herinandro feno fahombiazana, fahasalamana ary fiadanana ho anareo sy ny ankohonanareo.

25/07/2026

🎉☀️ Tonga ny vacances eh!!!

Ndao, ndao, ndao… 💨

Fotoana izao hitsidihana ny fianakaviana, hiala sasatra ary hitsangatsangana!

Transport Mamilaza dia vonona hiara dia anao!!

✅ Dia azo antoka
✅ Fiara milamina sy mahazo aina
✅ Mpamily matihanina
✅ Serivisy azo itokisana

Aza tara famandrihana, fa manomàna sahady ny dianao!

📞 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana feno.

Réservation :

Andranobevava :038 49 498 78
037 74 586 96

Anosibe Tsena: 037 84 552 03
034 97 121 70

📍Andranobevava en face Blue Line
📍Anosibe Tsena

Transport Mamilaza

21/07/2026

📢 Mitady mpitatitra azo antoka ho an’ny orinasanao ve ianao?

Transport Mamilaza dia manolotra Contrat de Transport ho an’ny orinasa rehetra, na inona na inona sehatra iasany.

🚛 Afaka manao contrat izahay ho an’ny fitaterana entana mankany amin’ny faritra rehetra eto Madagasikara. Na Antananarivo, na ny faritra rehetra (Régions), na distrika na kaominina, dia vonona izahay hitatitra ny entanareo am-pilaminana sy ara-potoana.

✅ Fitaterana azo antoka
✅ Fanaterana ara-potoana
✅ Fikarakarana matihanina
✅ Contrat mazava sy mifanaraka amin’ny filan’ny mpanjifa

📞 Mifandraisa aminay dieny izao raha mila fanazavana fanampiny na te hanao Contrat de Transport.

📱 WhatsApp:
034 13 776 07
032 76 232 07

☎️ Téléphone:
033 06 689 39
034 20 323 81

Transport Mamilaza

AIZA INDRAY NO AHITA OTRAN'ITO!!📣 PROMOTION EH! 📣ETO AMIN’NY TRANSPORT MAMILAZA FOURGON! 🔥 Fihenam-bidy -50% ho anareo r...
16/07/2026

AIZA INDRAY NO AHITA OTRAN'ITO!!

📣 PROMOTION EH! 📣
ETO AMIN’NY TRANSPORT MAMILAZA FOURGON!

🔥 Fihenam-bidy -50% ho anareo rehetra mandefa petit colis vente en ligne entre 10K à 20K

⏳ Mandritra ny 17-25 juillet ihany ity tolotra manokana ity, koa aza tara!

🛍️ Efa akaiky ny vacances, ka araraoty izao fotoana izao handefasana ny entanareo amin’ny vidiny mirary.

Mitafia lamba vaovao isan’andro, fa ny Transport Mamilaza no mikarakara ny fandefasana azy !😉🤣

📦 TRANSPORT MAMILAZA FOURGON – Haingana, azo antoka, ary mora! 👍

📍Andranobevava en face immeuble Blue Line

📍Anosibe Tsena ( TANA)

👨‍👩‍👧‍👦 Ekipa Mamilaza SAVAIreo no ekipa miasa ao ambadik’izay tolotra omenay isan’andro ireny .Bureau : Sambava        ...
14/06/2026

👨‍👩‍👧‍👦 Ekipa Mamilaza SAVA

Ireo no ekipa miasa ao ambadik’izay tolotra omenay isan’andro ireny .

Bureau : Sambava
Andapa
Vohemar
Antalaha
Ampanefena

Misaotra anareo mpanjifa amin’ny fitokisana sy fanohanana hatrany❤️

🎊 Efa manakaiky ny fety! 🎊Maro ny mpandeha amin’izao vanim-potoana izao, koa aza miandry ny fotoana farany.🚐 Ataovy dien...
06/06/2026

🎊 Efa manakaiky ny fety! 🎊

Maro ny mpandeha amin’izao vanim-potoana izao, koa aza miandry ny fotoana farany.

🚐 Ataovy dieny izao ny réservation-nao mba hiantohana ny toeranao!

📍 MAMILAZA TRANSPORT

📞 Réservation :
Andranobevava :038 49 498 78
037 74 586 96

Anosibe Tsena: 037 84 552 03
034 97 121 70

📍Andranobevava en face Blue Line
📍Anosibe Tsena

🎉 Ndao hilalao miaraka aminay eh ! 🎉Araho tsara ny fepetra takian’ny lalao fa mety ianao no ho isan’ireo tsara vintana h...
04/06/2026

🎉 Ndao hilalao miaraka aminay eh ! 🎉

Araho tsara ny fepetra takian’ny lalao fa mety ianao no ho isan’ireo tsara vintana hahazo loka @ izao volana Juin izao 🍀

📝 Soraty ao amin’ny commentaire ny valin’ireto fanontaniana ireto :

1️⃣ Inona no zavatra tena tsy hialanao ao amin’ny MAMILAZA TRANSPORT ?

2️⃣ Milaza anaran’ny responsable iray ao amin’ny guichet Tana.

3️⃣ Ataovy partage ity publication ity publication ity

4️⃣ Mentionneo olona 4 .

1-🎁 : Fandehanana olona (1)maimampoana ato aminay

2-🎁 : Fandefasana colis Maimaimpoana ato aminay ( -100.000Ar)

*olona iray izay tsara vintana no misitraka loka iray izay tiany @ ireo 😃

Tirage : le 15 /Juin /2026.

30/05/2026

✨ Sabotsy vita asa eh! ✨

Aza adino fa isaky ny Talata / Alakamisy /Sabotsy ny départ antsika eh!!

🚌 Manao fitaterana mpandeha sy entana izahay.
📦 Mandray colis sy entana isan-karazany.
🚐 Misy fourgon manokana ihany koa ho an’ny fitaterana entana.

Koa manasa antsika rehetra hanomana mialoha ny dianareo sy ny fandefasana entanareo.

📍 Transport Mamilaza Andranobevava / Anosibe Tsena

✅ Haingana
✅ Azo antoka
✅ Fiaraha miasa

Mirary faran’ny herinandro sambatra ho antsika rehetra! 😊

16/05/2026

Andeh faritra SAVA ve enao ? Choisissez Transport Mamilaza ! Dia milamina, service tsara, ary voyage confortable no omenay anao. Sambava, Antalaha, Vohemar, Andapa 🚐 À votre service, siège Andranobevava & Anosibe (Tsena).

✨ Besoin de voyager ou d’envoyer un colis ?Mamilaza Transport est à votre service 🚍📦📲 Inbox ou appelez directement les c...
16/05/2026

✨ Besoin de voyager ou d’envoyer un colis ?
Mamilaza Transport est à votre service 🚍📦

📲 Inbox ou appelez directement les contacts sur l’affiche.

Address

Andranobevava En Face Immeuble Blue Line
Antananarivo
135689

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamilaza Transport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share