26/10/2021
Bonjour à tous. Nous avons le regret de vous annoncer que le randonnée-camping du 30-31 Octobre est annulé pour une autre date encore indeterminé.
Mais nous sommes toujours disposés à vous recevoir pour vos évènements tels que picnic, réunion, balade, karaoke, camping...
Nous vous remercions de votre compréhension.
Miarahaba antsika rehetra tompoko. Ilazana isika fa noho ny antony manokana dia ahemotra amin ny fotoana tsy voafaritra ny randonnée-camping izay tokony hatao ny 30-31 oktobra ho avy izao.
Izahay kosa nefa dia vonona hatrany handray anareo raha hiala voly, hitsangatsangana na hanao karaoke sy/na camping.
Miala tsiny indrindra tompoko ary misaotra amin ny fametrahanareo fitokisana aminay.
Good afternoon you all. We are sorry telling you that the 30-31 october's trekking-camping is reported for an unknown day.
But we are still opened, offering you picnic, karaoke or camping...
Thank you so much.