L'Art du Soja

L'Art du Soja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from L'Art du Soja, Antananarivo.

Yaourt Soja, Steak Soja, Saucisse Soja, Mayonnaise Soja, Poudre masaka/manta, Tofu, Boullette de tofu

Orinasa ara-dalana manana NIF sy STAT
Transformation et formation agroalimentaire

Arahabaina nahatratra izao andron'ny Pentecôte izao isika rehetra. Ho tahiana mihoatra ilay nangatihinareo anie ianareoM...
24/05/2026

Arahabaina nahatratra izao andron'ny Pentecôte izao isika rehetra.

Ho tahiana mihoatra ilay nangatihinareo anie ianareo

Mirary soa hatrany ary ô !

Te hanolotra fanomezana tsara indrindra ho an'i 𝐍𝐞𝐧𝐲 ve ianao? Tolory fahalalana tsy mety lefy izy ahafahany manome saka...
22/05/2026

Te hanolotra fanomezana tsara indrindra ho an'i 𝐍𝐞𝐧𝐲 ve ianao?

Tolory fahalalana tsy mety lefy izy ahafahany manome sakafo ara-pahasalamana ao antokatrano-nareo.
Manome endrika ny latabatra sy ny lovia anareo.

Tongavà malaky azy misoratra anarana @ ity formation ity.

Tena voafetra ny toerana mba ahafahan'i reny manao pratique tsara an!

Place très limité: 10 personnes
Contact rapide: 0347658843
Réservations place : obligatoire

𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗧𝗢𝗙𝗨 𝗠𝗔𝗧𝗦𝗶𝗥𝗢Betsaka ny antso azonay:Izahay tsy nahazo t@ ilay promo iny fa mba asio @ ity Pentecôte ity hanaov...
21/05/2026

𝗣𝗥𝗢𝗠𝗢𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗧𝗢𝗙𝗨 𝗠𝗔𝗧𝗦𝗶𝗥𝗢

Betsaka ny antso azonay:
Izahay tsy nahazo t@ ilay promo iny fa mba asio @ ity Pentecôte ity hanaovanay sakafo ho an'ny fianakaviana.

✅Afaka afangaronao légume
✅Atao tsakitsaky
✅Atao salade

Inona koa no nahandro efa nandramanao na hilanao fanampiana?
Lazao anaty commentaire mba ahafahanay manampy anao.

0347658843

20/05/2026

Lazao anaty commentaire ny tinareo handramana sy atao promotion Pentecôte ?

Alefa ary Ô !
Anareo ny sehatra ao anaty commentaire

18/05/2026

Hanomboka semaine vaovao isika.

Manisa andro sisa dia tonga Ho avy ny fety manaraka

Vonona ve isika raha averina kely ny formation soja @ ity volana Mai ity.Tongavà daholo mp izay liana misoratra anarana ...
11/05/2026

Vonona ve isika raha averina kely ny formation soja @ ity volana Mai ity.

Tongavà daholo mp izay liana misoratra anarana fa vitsy kely no afaka raisina an!

Contact rapide : 0347658843
Daty: Samedi 30 Mai à 8h30
Toerana : Ambohimanarina
Réservation place : obligatoire
Sarany: 50.000ar

Ndao indray hampafantarinay anareo ireto produit anisan'ny mampiavaka an'i L'Art du Soja ireto👉   : 💯 végétal         ✅ ...
03/05/2026

Ndao indray hampafantarinay anareo ireto produit anisan'ny mampiavaka an'i L'Art du Soja ireto

👉 : 💯 végétal

✅ 6000ar/250g (anaty barquette)
✅ 8000ar /250g (sachet sous vide)
✅ 12-14 pieces /250g

👉

✅ 5000ar/250g (anaty barquette)
✅ 7000ar /250g (sachet sous vide)
✅ 12-14 pieces /250g

🔴 Efa masaka daholo ireo an! 🔴

N.B: efa niova barquette isika fa tsy ilay tsemboka io intsony an!

Commande 2j avant livraison
Contact rapide : 0347658843
Livraison à partir 4000ar

Aleo resahina kely momban'ny frais de livraison alohan'ny handefasana ny promotion de la semaine.Tsy frais ana bus fotsi...
03/05/2026

Aleo resahina kely momban'ny frais de livraison alohan'ny handefasana ny promotion de la semaine.

Tsy frais ana bus fotsiny.
Faaaaaaa........

✅ Alaviran-dalana
✅ Embouteillage
✅ Fotoana lany
✅ Service
✅ Karama

Ireo rehetra ireo mitambatra no nahatonga anay nanao ny frais ato L'Art du Soja ho 4000ar ny ambany indrindra.
Satria tena mafy io asa io.

Dia izao aza lazaina hoe 5000ar ny frais fanateran'i anina aty aminay.
Fa afaka récupéré-na Ambohimanarina ny entana ato aminay (avec condition)

Bisous be ho anareo.
Manantena aho fa mahay mi-comprendre azy ireny isika.

0347658843

2 sisa ilay barquette de tofu an!6000ar barquette de 250g0347658843
02/05/2026

2 sisa ilay barquette de tofu an!

6000ar barquette de 250g

0347658843

Mbola misy olona ve ô?Ho anao weekend miavaka kely indray ary ô!Misy   disponible demain4 ihany an!Vidiny tsy miova 6000...
01/05/2026

Mbola misy olona ve ô?

Ho anao weekend miavaka kely indray ary ô!

Misy disponible demain
4 ihany an!

Vidiny tsy miova 6000ar/pieces (barquette 250g) + sauce hihinana azy

Contact rapide : 0347658843
L'Art du Soja

Tena nety be ilay yaourt nataontsika androany .Mankasitraka hatrany anareo 4 mirahavavy mianaka aho.Aza adino le fikafik...
01/05/2026

Tena nety be ilay yaourt nataontsika androany .

Mankasitraka hatrany anareo 4 mirahavavy mianaka aho.
Aza adino le fikafika kely maromaro vitsivitsy ireny fa tena manan-danja ireny an!

Bisous be daholo ary ô

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 05:30 - 21:00
Tuesday 06:30 - 17:00
Wednesday 06:30 - 17:00
Thursday 06:30 - 17:00
Friday 05:30 - 17:00
Saturday 06:30 - 17:00
Sunday 07:00 - 20:00

Telephone

+261347658843

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'Art du Soja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to L'Art du Soja:

Share