SoatransPlus

SoatransPlus Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SoatransPlus, Transportation Service, Andrefana Ambohijanahary derrière station Galana, Antananarivo.

, transport Première Classe

Tana | Majunga | Tamatave | Antsirabe | Morondava | Ambositra | Fianarantsoa | Manakara | Farafangana | Mananjary | Tuléar

☎️ [email protected]
📧 soatransplus.mg

📲 V.I.P. : 037 37 37 001 (WhatsApp) �� Ireto avy ny karazana tolotra misy ao @ Taxi-brousse gare routière privée Antananarivo, Andrefana Ambohijanahary der

rière station Galana no misy azy. Notre gamme d’offres
••••••••••••••••••••••••••

�Formule Premium
�Volkswagen VW Crafter �
�16 et 21 places
� Ecran télé

••••••••••••••••••••••••••

��Formule Gold
� Hyundai Grand Starex �
�10 places
�Une bouteille d’eau minérale offerte

••••••••••••••••••••••••••

���Platinium Service ou VIP +
� Toyota D4D High Roof �
�13 places extra spacieuse
�Une bouteille d’eau minérale offerte

••••••••••••••••••••••••••

Tous les véhicules sont équipés wifi et GPS avec limiteur de vitesse

Marihina fa tsy misy formule Lite ato izay tolotra “classique” na tsotra ka eny @ gare routière publique ihany no misy azy. Noho izany Formule Premium avokoa ireo mandeha Tamatave, Fianarantsoa (Promo/Frais de lancement mitovy @ taxi-Brousse Lite) ary Morondava ato @ Première Classe.

� Infoline 032 11 905 00-07-08

     | Places ultra limitées.Pour réserver ▪︎ Rendez-vous dans nos agences Infoline▪︎ WhatsApp 037 37 37 001 ▪︎ ☎️Call c...
25/08/2026

| Places ultra limitées.

Pour réserver
▪︎ Rendez-vous dans nos agences

Infoline
▪︎ WhatsApp 037 37 37 001
▪︎ ☎️Call center 032 23 909 00
▪︎ 📞 Bureau Tana 0385643444 | 0343433301 | 0383477701

▶️ 🄳🅁🄾🄸🅃 🄳🄴 🄱🄰🄶🄰🄶🄴🅂 20 kg
Tarifs excédents : 400 Ar/kg régional | 600 Ar/kg national | + de 50kg --> tarification colisage

Réclamation : 032 11905 39

⚠️ Aôdy ô!!!!Fenofeno avokoa ny fiara mandeha any @ faritra, tonga ary ny fotoanantsika miaraka @ ireto Autocar ireto Av...
24/08/2026

⚠️ Aôdy ô!!!!

Fenofeno avokoa ny fiara mandeha any @ faritra, tonga ary ny fotoanantsika miaraka @ ireto Autocar ireto

Avoaka ao @ pejy Soadia Travel Madagascar rahampitso maraina 07h00 ny zotra hisitraka an'ireto fiara ireto @ faran'ny ity volana ity

Nous communiquerons demain 7h00 sur la page Soadia Travel les destinations qui bénéficieront du support de ces autocars pour le début de la clôture des grandes vacances !

Places Limitées | Mety tsy ahita toerana ankoatra ireo intsony an.

📲𝐅𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐅𝐚𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐨 @ 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐞𝐧𝐠𝐞𝐫  ▪︎ Tsy mety @ facebook lite▪︎ Raha tsy mipoitra ny fahafahana mifidy ny fiteny...
24/08/2026

📲𝐅𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐅𝐚𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐨 @ 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐞𝐧𝐠𝐞𝐫
▪︎ Tsy mety @ facebook lite
▪︎ Raha tsy mipoitra ny fahafahana mifidy ny fiteny toy ny @ sary voalohany, tsy mety izay ny "application " any aminao
▪︎ Aza adino ny mameno ilay numéro afahanay mifandray aminareo
▪︎ 2mn ihany ny afahana manamafy ny famandrian-toerana @ alalan'ny Orange Money. Mbola eo am-pandaminana ny MVola.
▪︎ Mandeha zotra nasionaly rehetra ary Antsirabe

📲𝐑é𝐬𝐞𝐫𝐯𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐏𝐚𝐫 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐞𝐧𝐠𝐞𝐫
▪︎ Incompatible Facebook lite
▪︎ Si le choix de langue n'apparaît comme sur la première photo, c'est qu'il faut mettre à jour votre application Messenger
▪︎ Veuillez ne pas omettre de compléter le contact téléphonique avant le paiement.
▪︎ Vous avez 2mn pour confirmer par paiement Orange Money.
▪︎ Dispo uniquement pour toutes les lignes nationales et Antsirabe

✔️Réservation en ligne
💻 Site web soatransplus.mg
📲 Facebook Messenger SoatransPlus
📲 WhatsApp dédié VIP +261373737001

>>> Infoline
📞 call center : 032 23 909 00
☎️ Bureau Tana 0385643444 | 0343433301 | 0383477701

Merci à notre partenaire ARIA - Accompagnement Digital

Misaotra Mankasitraka hatrany ireo mpankafy sy ireo mpanjifa nisafidy ny hiaraka aminay Voyagez avec distinction | Vivez...
22/08/2026

Misaotra Mankasitraka hatrany ireo mpankafy sy ireo mpanjifa nisafidy ny hiaraka aminay

Voyagez avec distinction | Vivez une toute nouvelle expérience VIP tout confort

✔️Réservation en ligne
💻 Site web soatransplus.mg
📲 Facebook Messenger SoatransPlus
📲 WhatsApp dédié VIP +261373737001

>>> Infoline
📞 call center : 032 23 909 00
☎️ Bureau Tana 0385643444 | 0343433301 | 0383477701

Mirary soa sy mankahery hatrany anareo mpisehatra ao @ tontolon'ny fitanterana an-tanety

Mahafinaritra tokoa ny   rehefa "cool" daholo ny ao anaty fiara. Miampy matihanina @ fankatsary, manome fahatsiarovana m...
22/08/2026

Mahafinaritra tokoa ny rehefa "cool" daholo ny ao anaty fiara. Miampy matihanina @ fankatsary, manome fahatsiarovana mahafinaritra !

💻 soatransplus.mg
📲 Messenger facebook [Incompatible Facebook lite]

>>> Infoline
📞 call center : 032 23 909 00
☎️ Bureau Tana 0385643444 | 0343433301 | 0383477701

📸 Nampoina Raz

Mahafinaritra anay ny fomba fiasan'ity restaurant prestataire iray ity : madio, service 👌, manaja client, sakafo mafilot...
20/08/2026

Mahafinaritra anay ny fomba fiasan'ity restaurant prestataire iray ity : madio, service 👌, manaja client, sakafo mafilotra ary manitatra hatrany izy ao

Mampirisika hatrany ireo efa miara miasa aminay mba hametraka hatrany ny kalitao.

🍽Misokatra @ fiaraha-miasa ihany koa izahay raha mahafeno ny fepetra ianareo : Mandoto sy Ankazomioritra, Betafo, Maevatanana sy Ambondromamy, Antsapanana sy Andasibe, Ambohimahasoa, manerinerina

💻 soatransplus.mg
📲 Messenger facebook [Incompatible Facebook lite]

>>> Infoline
📞 call center : 032 23 909 00
☎️ Bureau Tana 0385643444 | 0343433301 | 0383477701

📸Nampoina Raz

💺Mbola misy malalaka ny Tana >> Tuléar Rahampitso 19/08 | 12h30 | Tarif : 125K Ar💺Places libérés et donc disponibles pou...
18/08/2026

💺Mbola misy malalaka ny Tana >> Tuléar Rahampitso 19/08 | 12h30 | Tarif : 125K Ar

💺Places libérés et donc disponibles pour demain Tana >> Tuléar demain 19/08 - 12h30

💻 soatransplus.mg
📲 Messenger facebook [Incompatible Facebook lite]

>>> Infoline
📞 call center : 032 23 909 00
☎️ Bureau Tana 0385643444 | 0343433301 | 0383477701

NB: Marihina fa tsy mitondra olona kimamomamo izahay. Misaotra tompoko.

🚍🚍🚍 Mirary soa hatrany ireto namana ireto izahay ! Tena mafy reo!Réservation en ligne:💻 soatransplus.mg📲 Messenger faceb...
18/08/2026

🚍🚍🚍 Mirary soa hatrany ireto namana ireto izahay ! Tena mafy reo!

Réservation en ligne:
💻 soatransplus.mg
📲 Messenger facebook

>>> Infoline
📞 call center : 032 23 909 00
☎️ Bureau Tana 0385643444 | 0343433301 | 0383477701

𝙁𝙞𝙩𝙤𝙠𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙉𝙮 𝙏𝙤𝙗𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙏𝙤𝙡𝙞𝙖𝙧𝙖 | 𝙍𝙚𝙩𝙤𝙪𝙧 𝙀𝙣 𝙄𝙢𝙖𝙜𝙚 𝙎𝙪𝙧 𝙇'𝙞𝙣𝙖𝙪𝙜𝙪𝙧𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝘿𝙚 𝙇𝙖 𝙂𝙖𝙧𝙚 𝙍𝙤𝙪𝙩𝙞è𝙧𝙚 𝘿𝙚 𝙏𝙪𝙡é𝙖𝙧🚌 Tonga any @ ...
15/08/2026

𝙁𝙞𝙩𝙤𝙠𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙉𝙮 𝙏𝙤𝙗𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙏𝙤𝙡𝙞𝙖𝙧𝙖 | 𝙍𝙚𝙩𝙤𝙪𝙧 𝙀𝙣 𝙄𝙢𝙖𝙜𝙚 𝙎𝙪𝙧 𝙇'𝙞𝙣𝙖𝙪𝙜𝙪𝙧𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝘿𝙚 𝙇𝙖 𝙂𝙖𝙧𝙚 𝙍𝙤𝙪𝙩𝙞è𝙧𝙚 𝘿𝙚 𝙏𝙪𝙡é𝙖𝙧

🚌 Tonga any @ manam-pahefana ny hetahetantsika mahakasika ny zotra Fianarantsoa - Toliara ary ny fitarainana momba ny ampahan-dalana Sakaraha - Tuléar izay efa hita manomboka ny fanamboarana.

Mankasitraka indrindra ireo ray aman-dreny, mpitantana eo anivon'ny Faritra Atsimo Andrefana sy ny Ministeran'ny Fitaterana, nanatrika sy namaly ny antso ary nanome ny fahazoan-dalana @ fitrandrahana ny Zotra Tana - Tuléar. Ny fahatongavanareo dia porofon'ny fiaraha-mientana amin'ny fampandrosoana ny asa fitanteram-bahoaka.

🚌 ViP Tuléar ▪︎ TNR > TUL 19/08 🕜 07h00 ▪︎ TUL > TNR 21/08 🕜 7h00
▪︎ Premium | 125.000 Ar
▪︎ VIP | 200.000 Ar
📫 Amborogony, ambadika Hopitaly
Tuléar 601

Hitodi-doha ho any @ tapany avaratry ny Nosy indray isika | Samy tsara tsika aby e!

Izany moa ianareo mitady ilay autocar Soadia Travel Madagascar  ?📅 15/08▪︎ Antsirabe - Tana | 30.000 Ar▪︎ Majunga - Tana...
14/08/2026

Izany moa ianareo mitady ilay autocar Soadia Travel Madagascar ?

📅 15/08
▪︎ Antsirabe - Tana | 30.000 Ar
▪︎ Majunga - Tana | 90.000 Ar

Vonjivonjena ny toerana ô | en Autocar touristique

Mbola ho avy koa ny anjaran'ny Tuléar sy Fianarantsoa 😉

Address

Andrefana Ambohijanahary Derrière Station Galana
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SoatransPlus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SoatransPlus:

Shortcuts

Share