Service Assuré

Service Assuré Vente au détails

20/05/2026

✅️ Aza tara fa ny tsara tsy lany🥰✅️
🫱 Machine fitotoana graines ( vary , katsaka, graines izay tianao hototoina rehetra dia mety avokoa )sady mikororoka manavaka ny fako sy vato
🫱 Mahavita ; 600kg/h
🫱Voltage 220V/ 380V
🫱Puissance moteur : 7,5kw

🫱 Afaka alefa diesel ihany koa
🤝 Sur commande par bateaux
📞 038 17 464 31

✅️ Ho antsika Mpiompy indray izao✅️🫱 Trancheuse et coupe legumes multifonctionnel automatic pour les animaux 🫱 Capacite ...
13/05/2026

✅️ Ho antsika Mpiompy indray izao✅️
🫱 Trancheuse et coupe legumes multifonctionnel automatic pour les animaux
🫱 Capacite : 10_20kg/h
🫱 Puissance moteur : 1000W
🫱 2800tour/min
🫱 Poids : 8kg

⏳️ Sur commande par bateaux ou par avions selon votre choix
🤝 038 17 464 31

✅️ Ho antsika Mpamboly indray ireto fitaovana ireto✅️🫱 Mampihena ny depenses amin’ny olona tokony hokaramaina 🥰🫱 Tsy man...
13/05/2026

✅️ Ho antsika Mpamboly indray ireto fitaovana ireto✅️
🫱 Mampihena ny depenses amin’ny olona tokony hokaramaina 🥰
🫱 Tsy mandany fotoana be anefa mahavita asa maro arak’izay tiana hovitaina anatin’ny fotoana fohy
🫱Machine fijinjana vary , fanondrahana , fiavana voly sy fiasana tany ary fanapahana ahitra .
🫱 Machine avec moteur 2 ou 4 temps
🫱Afaka misafidy kits izay mety aminao na hanjifa an’izy rehetra

⏳️ Sur commande par avions ou par bateaux selon votre choix
🤝 038 17 464 31 ou venez en mp pour faire votre commande.

✅️ Araraoty fa tonga indray ny arrivage 🥰✅️🫱 Machine fanaovana menaka ahodina tanana🫱Mety amin’ny graines izay tokony ha...
07/05/2026

✅️ Araraoty fa tonga indray ny arrivage 🥰✅️
🫱 Machine fanaovana menaka ahodina tanana🫱Mety amin’ny graines izay tokony hamoaka menaka rehetra
🫱 Tsy mila courant na essence fa ahodina tanana dia mivoaka ny menaka
🫱 Capacite : 1kg/ h ( selon la competance)
🫱 Poids machine 3kg

🤝 Manao livraison izahay sady mandefa any amin’ny faritra
⚡️ 038 17 464 31

✅️ Fitaovana vaovao be indray ity fa aza tara 🫱 Machine poussoir de saucisse manuel professionnel 🫱 Capacite : 2L _ 20L🫱...
07/05/2026

✅️ Fitaovana vaovao be indray ity fa aza tara
🫱 Machine poussoir de saucisse manuel professionnel
🫱 Capacite : 2L _ 20L
🫱 Facile à utilise et efficace

⏳️ Sur commande par avions ou par bateaux
🤝 Contact : 038 17 464 31

✅️ Hatsarao hatrany ny produits vokarinao ary personnaliséo 🥰🫱 Machine d’impression de code à bare de date d’expiration ...
06/05/2026

✅️ Hatsarao hatrany ny produits vokarinao ary personnaliséo 🥰
🫱 Machine d’impression de code à bare de date d’expiration professionnel✅️
🫱 Mety amin’ny bouteille, verre, plastique , metal sns
🫱 Voltage : 220V
🫱 Poids 50 kg

⏳️ Sur commande par bateaux
Contact : 038 17 464 31

✅️ Ny tsara foana no hatolotra oantsika 🤝🫱 Types machine operculeuses indray ireto ( Fanaromana tavoahangy plastique, vi...
05/05/2026

✅️ Ny tsara foana no hatolotra oantsika 🤝
🫱 Types machine operculeuses indray ireto ( Fanaromana tavoahangy plastique, vin , métal , boite yaourt, jus , canette sns
🫱 Manuel avokoa ireto natao hanamora antsika anefa ahavitana asa tsara sy aingana

⏳️ Sur commande par avions raha ilaina maika
🤝Afaka alefa sambo ihany koa.
Contact : 038 17 464 31

✅️Natao hanamora antsika mitady r**e au coco ity ✅️🫱Machine r**e au coco portative🫱 Puissance 300W ( Afaka personnalisé_...
05/05/2026

✅️Natao hanamora antsika mitady r**e au coco ity ✅️
🫱Machine r**e au coco portative
🫱 Puissance 300W ( Afaka personnalisé_na )
🫱 Poids : 4kg
🫱Capacite : 60pcs/min

Sur commande par avions ou par bateaux
Contact : 038 17 464 31.

✅️ Efa Tonga ny arrivage machine à pates ✅️🫱 Tsy mila manafatra intsony fa mividy dia mampiasa avy hatrany🫱 Limite en st...
25/04/2026

✅️ Efa Tonga ny arrivage machine à pates ✅️
🫱 Tsy mila manafatra intsony fa mividy dia mampiasa avy hatrany
🫱 Limite en stock

⏳️ Contact : 038 17 464 31
🤝 Manao livraison izahay ary mandefa any amin’ny faritra ihany koa

24/04/2026

✅️ 🔥Hatsangano ny orin’asanao 🔥✅️
🫱 Ny tsara sy maharitra foana no hatorotray anareo 🥰
👍Machine fabrication des pates spaghetie , macaronie sns
🫱 Forme des pates ( Personnalisé )
🫱Misy type maromaro afaka hisafidianana arak’izay mety aminao.

⏳️ Sur commande par bateaux : 45 à 60 jours apres commande
🤝 Contact : 038 17 464 31 ou mp pour faire votre commande

20/04/2026

✅️ Mitohy hatrany ny fanafarana entana ka sahy hatrany fa aza misalasala✅️

🫱 Machine presse a huile manuel 🥰
🫱 Tsy mila courant fa ahodina tanana ny machine dia mivoaka menaka👍
🫱Natao ho an’ny graines rehetra toy ny : voanjo , soja, coco , palme sns.
🫱 Mahavita 1kg/h
🫱 Poids : 3 kg

⏳️Sur commande par avions ou par bateaux
Contact : 038 17 464 31

Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Assuré posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share