04/10/2023
🇲🇬 Faly miarahaba antsika rehetra ooo!
Izahay dia mampanofa fiara ho an'olona 7 ho anareo amin'ny fotoana rehetra izay mety hilaivanareo izany.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manoratra anay na miantso ny laharana eo amin'ny sary.
Mankasitraka sahady ooo 😊
🇫🇷 Bonjour à tous!
Nous mettons en location une voiture 7 places pour vous à tout moment à laquelle vous en aurez besoin.
N'hésitez pas à nous contacter par message ou par mail pour téléphone afficher sur le flyers pour des informations supplémentaires.
En vous remerciant par avance 😊