Ankoay express sarlu

Ankoay express sarlu Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ankoay express sarlu, Transportation Service, Ankadimbahoaka Andrefana, Antananarivo.

🚛 Ankoay Express SARLU – Votre partenaire de confiance
Confiez-nous vos marchandises, nous les livrons en toute sécurité partout à Madagascar.
⭐ Rapidité ⭐ Fiabilité ⭐ Prix abordables ⭐ Satisfaction client
📞 034 14 944 44 📞 033 33 987 52

🤯🤦Sahirana ve ianao mitady fiara Hitondra ny entanao?👉Ny Ankoay express sarlu dia   misy ireo fiara rehetra mifanaraka @...
06/08/2026

🤯🤦Sahirana ve ianao mitady fiara Hitondra ny entanao?
👉Ny Ankoay express sarlu dia misy ireo fiara rehetra mifanaraka @ entanao tianao halefa.
🚚🚛Toy sprinter fourgon 2 sy 3 panneau, camionnette 3t.5, 5t ,7t, 10t,12t,15t,18t,20t,25t,33t
✅Mitatitra mampitohy ny faritra rehetra eto Madagasikara izahay.
✅🚢Eny fa n'a any @ toerana tsy maintsy hiondranana Sambo na bac aza,toy sainte Marie,Nosy be hell ville sy ny maro hafa.
✅Ary mitondra ireo karazan'entana rehetra ihany koa iazahy toy n'y; kojakoja fanorenana sy ireo fitaovana rehetra,entambarotra,fitaovampambolena sy ny masomboly,entana antrano,machine maro isankarazany sns e!
📣Koa Hoantsika Orinasa sy ireo mpandraharaha,na olontsotra ,na mpivarotra sns...
💺🤝Vonona handray anareo izahay,ary manome toky anareo fa azo antoka💯 ny entanareo"assurer".
📌Izahay koa dia afaka maka ny entanao any aminao,ary afaka manatitra izany any ampahatongavana.

🌞Ny alatsinainy fiandohan'ny herinandro dia efa manomboka ny Enlèvement na ramassage ny entana handeha rehetra ato Ankoa...
03/08/2026

🌞Ny alatsinainy fiandohan'ny herinandro dia efa manomboka ny Enlèvement na ramassage ny entana handeha rehetra ato Ankoay express sarlu .
👉Rahampitso Talata de efa miainga ny départ Tana-Fort Dauphin, Tana- Manakara farafangana - vangaindrano,sy faritra hafa.
🔔Koa aza tara ary miantso avihatrany indrindra raha maika ny entanao.
☎️0341494444.
📧 [email protected]

⏰Mihazakazaka be le fotoana,tapitra sahady ny herinandro    🚛⛵Maro be ny entana lasa tany @ faritra maro Samihafa,toy ny...
31/07/2026

⏰Mihazakazaka be le fotoana,tapitra sahady ny herinandro
🚛⛵Maro be ny entana lasa tany @ faritra maro Samihafa,toy ny St marie Fort-Dauphin,Diego,Manakara, Tuléar ny ny maro tsy voatanisa.
🤝Vonona hatrany izahay eto Ankoay express sarlu hiara-hiasa amintsika izay maniry izany.
🚚💝Marihina fa izahay Dia afaka maka ny entanao any @ toerana misy anao,ary afaka manatitra izany koa any ampahatongavana.
❗ Koa aza misalasala ary miantso na mandefa hafatra e.
☎️& WhatsApp : 0341494444
📧 [email protected]

⭕Mitohy hatrany ny asa ato Ankoay express sarlu .       ✅Izahay dia mitatitra ireo karazana entana rehetra manerana ny f...
29/07/2026

⭕Mitohy hatrany ny asa ato Ankoay express sarlu .
✅Izahay dia mitatitra ireo karazana entana rehetra manerana ny faritra rehetra eto Madagasikara.
✅Hoantsika orinasa sy mpandraharaha na olontsotra sy ireo fikambanana Samihafa dia vahaolana hoanao izahay.
✅vonona hamaly ny hetahetanao ihany koa,@ fomba fiasa matihanina,sady azo antoka no haingana
✅Koa raha manana olana ny amin'izany enao na mikasa handefa ny entanao dia aza misalasala miantso avihatrany na mandefa hafatra.
☎️ ➡️ 0341494444
➡️ WhatsApp
📧 ➡️ [email protected]

➡️💪Mitohy hatrany ny asa eto @ Ankoay express sarlu ho entinay manome fahafahampo ho anareo mpanjifa.➡️🚛Fiaingana  tana ...
19/07/2026

➡️💪Mitohy hatrany ny asa eto @ Ankoay express sarlu ho entinay manome fahafahampo ho anareo mpanjifa.
➡️🚛Fiaingana tana nandeha manakara moa ny zotra teto,ary efa Tonga soamantsara avokoa moa ny entana rehetra.
➡️🙏♥️Mankasitraka ny fahatokisanareo anay hatrany izahay.
➡️📣Hoantsika rehetra izay maniry hiara-hiasa aminay,na manana olana @ fandefasana entana dia aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina.
Tel: 0341494444 WhatsApp.
Email : [email protected]

📦 *Ankoay Express SARLU - Ny mpiara-miombon'antoka azo antoka*  Manana entana alefa ve ianao?  Manatitra manerana an'i M...
15/07/2026

📦 *Ankoay Express SARLU - Ny mpiara-miombon'antoka azo antoka*
Manana entana alefa ve ianao?
Manatitra manerana an'i Madagasikara izahay amin'ny:
✅ *Sécurité garantie* - voaaro tsara ny entanao
✅ *Livraison rapide* - tonga ara-potoana
✅ *Tous types de marchandises* - kely na lehibe
✅ *Prix abordables* - kalitao amin'ny vidiny mirary

📍 *Couverture nationale*
📞 034 14 944 44 / 033 33 987 52
📧 [email protected]

*Azo antoka - Aram-potoana*

13/07/2026
12/07/2026

🚛 ANKOAY EXPRESS SARLU (AES) 🚛
Mitady mpitatitra entana azo antoka sy matihanina manerana an'i Madagasikara ve ianao?
✅ Ho an'ny Société ✅ ONG ✅ Mpandraharaha ✅ Olon-tsotra
Izahay ato amin'ny Ankoay Express Sarlu (AES) dia manatanteraka ny fitaterana karazan'entana rehetra:
📦 Entana an-trano sy fifindrana trano
🛒 Entam-barotra
🌾 Entana sy fitaovana momba ny fambolena
🔧 Fitaovana sy kojakoja isan-karazany
🏗️ Entana mavesatra sy marefo
🔹 Maka ny entanao eny amin'ny toerana misy azy izahay 🔹 Manatitra azy hatrany amin'ny toerana alehany 🔹 Fonosana sy fikarakarana manara-penitra 🔹 Fanarahana ny entana mandritra ny dia
💯 Efa manana traikefa sy fahaiza-manao amin'ity sehatra ity izahay ka manome toky anao amin'ny kalitaon'ny serivisy.
✨ AES – Azo antoka sy Ara-potoana ✨
📞 Antsoy avy hatrany: 034 14 944 44 033 33 987 52
📲 Misy WhatsApp sy Message ihany koa.

Address

Ankadimbahoaka Andrefana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ankoay express sarlu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share