Tonga-any Service-Agence de livraison

Tonga-any Service-Agence de livraison AGENCE DE LIVRAISON

Faly izahay rehefa afapo ianareo 😍😍😍Ho anao ihany koa aza misalasala fa vonona ny handray anao izahay tompoko 🙏🏿❤️❤️ Man...
29/03/2023

Faly izahay rehefa afapo ianareo 😍😍😍
Ho anao ihany koa aza misalasala fa vonona ny handray anao izahay tompoko 🙏🏿❤️❤️
Mandefasa hafatra miafina na antsoy avy hatrany ny 0345397941📞

Mitohy hatrany ny tolotra ho anao izay manao vente en ligne na orinasa na olon-tsotra  mila livreur ihany koa🚲✔Vonona ha...
29/03/2023

Mitohy hatrany ny tolotra ho anao izay manao vente en ligne na orinasa na olon-tsotra mila livreur ihany koa🚲✔
Vonona hanampy anao izahay eto amin'ny Tonga-any Service afaka manatitra sy maka ny colis anao!
‼️‼️Hiantoanay raha sanatria misy fahaverezany
Assurenay tanteraka ny livraison anao ho VITA💯💯
🔔RÉCUPÉRATION GRATUITE 💯 na iray aza ny colis anao!
🔔LIVRAISON à 3000ARIARY
Alefaso amin'ny mp ary ny liste ny livraison anao🤳🏿📝
Na antsoy ny 0345397941 raha mila fanazavana fanampiny ianao 😊

Hey hey‼️‼️ Aza misaraka aminay fa tolotra tsara sady mora foana no hatolotra antsika 😍😍Arao hatrany ny pejy ary indrind...
29/03/2023

Hey hey‼️‼️
Aza misaraka aminay fa tolotra tsara sady mora foana no hatolotra antsika 😍😍
Arao hatrany ny pejy ary indrindra ho anareo manao vente en ligne 💯🤳🏿🤳🏿🚲🚲

TOLOTRA TENA MIAVAKA ho antsika izay manao vente en ligne na particulier mila livreur ‼️RÉCUPÉRATION GRATUITE😲oui Gratui...
17/03/2023

TOLOTRA TENA MIAVAKA ho antsika izay manao vente en ligne na particulier mila livreur ‼️
RÉCUPÉRATION GRATUITE😲oui Gratuite na 1colis aza😊
LIVRAISON A PARTIR 3000AR 💥
Midira mp ary tompoko na antsoy ny
📞034 53 979 41

Finaritra e😉Tonga-any Service dia orinasa iray manampy anao izay manao vente en ligne na particulier ho an'ireo izay mil...
16/03/2023

Finaritra e😉
Tonga-any Service dia orinasa iray manampy anao izay manao vente en ligne na particulier ho an'ireo izay mila livreur🤩
Assurenay tanteraka ny momba izany...colis, versement avec garantie ‼️
-RÉCUPÉRATION OAR 😲 GRATUITE AVOKOA
-FRAIS DE LIVRAISON A SEULEMENT 3000AR😊

Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso ny
034 53 979 41 📞
Faly mandray anao izahay tompoko
VOTRE AGENCE DE CONFIANCE ❤️

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261345397941

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tonga-any Service-Agence de livraison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share