Services transports marchandises JR

Services transports marchandises JR Transporteur

21/01/2021
Manao asa fitanteran'entana eto Antananarivo sy ny manodidina 7/7j ; ny heure izay mety aminao _Manao déménagement _livr...
30/11/2020

Manao asa fitanteran'entana eto Antananarivo sy ny manodidina 7/7j ; ny heure izay mety aminao
_Manao déménagement
_livraison ; sns....
0339282320-0328541112

Mivarotra letchi maraina eto anosibe indray aloha ny "service"androany ,Ho anao mitady fiara mpitatitra entana aza misal...
11/11/2020

Mivarotra letchi maraina eto anosibe indray aloha ny "service"androany ,
Ho anao mitady fiara mpitatitra entana aza misalasala miantso ny 0339282320 na mandefa message privé (MP)

Izay indray aloha ny asa androanyHo anao mitady fiara mpitatitra entana aza misalasala miantso anay ny 0339282320 na man...
02/11/2020

Izay indray aloha ny asa androany
Ho anao mitady fiara mpitatitra entana aza misalasala miantso anay ny 0339282320 na manontany MP

Manatitra voninkazo aty ampitatafika indray aloha
01/11/2020

Manatitra voninkazo aty ampitatafika indray aloha

Manao transbordement ety bypass entana alefa any toamasina indray androany , Aza misalasala miantso anay raha mitady fia...
31/10/2020

Manao transbordement ety bypass entana alefa any toamasina indray androany ,
Aza misalasala miantso anay raha mitady fiara mpitatitra entana na hanao livraison ianao !
Antsoy 0339282320 na mandefasa message privée (mp) frais azo ifanarahana tsara

Déménagement ankatso/analamahitsy indray aloha no namarana ny asa androany , Izahay dia manao ny asa rehetra mitatitra e...
31/10/2020

Déménagement ankatso/analamahitsy indray aloha no namarana ny asa androany ,
Izahay dia manao ny asa rehetra mitatitra entana koa afaka miantso ny 0339282320 na mandefa message privée na dia mbola hanontany frais fotsiny aza fa ho raisinay tompoko

Vita indray aloha ny livraison androany tety alasora hatrany analamahitsy , Manao livraison koa izahay ho anao izay mita...
19/10/2020

Vita indray aloha ny livraison androany tety alasora hatrany analamahitsy , Manao livraison koa izahay ho anao izay mitady fiara fourgon na camionnette hitatitra ny entanao n'aiza n'aiza misy anao 0328541112 na 0339282320

Mitady fiara mpitatitra entana ve ianao ?Hifindra trano ka mitady camionnette na fiara fourgon ve ianaoEto izahay hanamp...
18/10/2020

Mitady fiara mpitatitra entana ve ianao ?
Hifindra trano ka mitady camionnette na fiara fourgon ve ianao
Eto izahay hanampy anao koa aza misalasala miantso ny 033 92 823 20 , 032 85 411 12 na MP , afaka mivoaka ny faritra

Transporteur fourgon afaka maka sy manatitra entana afaka mivoaka ny faritra tel:033 92 823 20      032 85 411 12
14/10/2020

Transporteur fourgon afaka maka sy manatitra entana afaka mivoaka ny faritra
tel:033 92 823 20
032 85 411 12

Tsy voatery entam-barotra ihany vao afaka miantso anay fa mety daholo na fitaovana izany na hifindra trano ianao 0339282...
14/10/2020

Tsy voatery entam-barotra ihany vao afaka miantso anay fa mety daholo na fitaovana izany na hifindra trano ianao 0339282320 na 0328541112

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Services transports marchandises JR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share