Madakilasy - Officiel

Madakilasy - Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madakilasy - Officiel, Antananarivo.

Edition et distribution de Supports de Cours
Préscolaires (Programme Écoles privées) - Primaires et Secondaires (Système Malagasy)
Version numérique ou Version Imprimée

Miarahaba tompoko,👉 Toy izao ny boky   version imprimée. 👉 Misy ho an'ny classe rehetra du   hatramin'ny  1. Exercices r...
13/07/2025

Miarahaba tompoko,

👉 Toy izao ny boky version imprimée.
👉 Misy ho an'ny classe rehetra du hatramin'ny

1. Exercices ranoray :
✅ Préscolaire : PS - MS - GS
✅ Primaire : CP - CE1 - CE2 - CM1 - CM2
Version numérique : 10 000ar par classe
Version imprimée : Miankina amin'ny page (RDV ao amin'ny MP)

---------------------------------------------------

2. Leçons
🔴 1 livre ho an'ny TPS
🔴 9 livres par classe ny prescolaire : PS - MS - GS
🔴 7 livres par classe ny primaire : CP - CE1 - CE2 - CM1 - CM2
🔴 Collège : 6ème - 5ème - 4ème - 3ème : Mandeha par matière ka ireto avy ireo matières efa disponibles : , , , , )

✅✅✅ Misy ny version ary misy ny version
✅✅✅ Azo alaina tsikelikely ny boky

---------------------------------------------------

3. Fandefasana/fandraisana ny boky :

🔴 Version numérique : alefa na na , ny vola alefa mobile money

🔴 Version imprimée : Sur commande avokoa
✅ Mandefa acompte 50% amin'ny confirmation
✅ Livraison isaky ny talata sy alakamisy (à partir 4000ar ny frais)
✅ Raha any amin'ny faritra ianao dia en totalité ny confirmation ny commande ary isaky ny talata sy alakamisy ihany koa ny fandefasana izany.

---------------------------------------------------

❌⛔️ Fanamarihana :
👉 Tsy mbola miara-miasa tamin'ny olon-kafa zahay hatreto.
👉 Tsy mbola nanome alalana olon-kafa zahay hivarotra ny bokinay hatreto.
👉 Ato amin'ny pejy irery ihany no ahitanao ny boky, ato ihany koa no anaovanao ny commande. Ny ankoatr'izay dia tsy izy tompoko.

Manasa anao hiditra MP raha mila fanazavana fanampiny.

Contact : 034 36 346 32

Miarahaba tompoko,👉 Toy izao ny boky   version imprimée. ✅ Sur commande avokoa ny boky  .✅ Misy ihany koa ny  Fandefasan...
02/03/2025

Miarahaba tompoko,

👉 Toy izao ny boky version imprimée.

✅ Sur commande avokoa ny boky .
✅ Misy ihany koa ny

Fandefasana/fandraisana ny boky :
🔴 Version numérique : alefa na na , ny vola alefa mobile money

🔴 Version imprimée : Sur commande avokoa
✅ Mandefa acompte 50% amin'ny confirmation
✅ Livraison isaky ny talata sy alakamisy (à partir 4000ar ny frais)
✅ Raha any amin'ny faritra ianao dia paiement en totalité ny ny commande ary isaky ny talata sy alakamisy ihany koa ny fandefasana izany.

❌⛔️ Fanamarihana :
👉 Tsy mbola miara-miasa tamin'ny olon-kafa zahay hatreto.
👉 Tsy mbola nanome alalana olon-kafa zahay hivarotra ny bokinay hatreto.
👉 Ato amin'ny pejy irery ihany no ahitanao ny boky, ato ihany koa no anaovanao ny commande. Ny ankoatr'izay dia tsy izy tompoko.

Manasa anao hiditra MP raha mila fanazavana fanampiny.

Contact : 034 36 346 32

Livres   disponibes : ❌⛔️ Mba tonga dia miditra MP tompoko izay liana fa ho masqué-nay avokoa ny commentaire rehetra hia...
19/02/2025

Livres disponibes :

❌⛔️ Mba tonga dia miditra MP tompoko izay liana fa ho masqué-nay avokoa ny commentaire rehetra hiarovanay ireo mpanjifa amin'ny mpisoloky.

1. Exercices ranoray :
✅ Préscolaire : PS - MS - GS
✅ Primaire : CP - CE1 - CE2 - CM1 - CM2

Version numérique : 10 000ar par classe
Version imprimée : Miankina amin'ny page (RDV ao amin'ny MP)

---------------------------------------------------

2. Leçons
🔴 1 livre ho an'ny TPS
🔴 9 livres par classe ny prescolaire : PS - MS - GS
🔴 7 livres par classe ny primaire : CP - CE1 - CE2 - CM1 - CM2
🔴 Collège : 6ème - 5ème - 4ème - 3ème : Mandeha par matière ka ireto avy ireo matières efa disponibles : , , , , )

---------------------------------------------------

3. Fandefasana/fandraisana ny boky :
🔴 Version numérique : alefa na na , ny vola alefa mobile money

🔴 Version imprimée : Sur commande avokoa
✅ Mandefa acompte 50% amin'ny confirmation
✅ Livraison isaky ny talata sy alakamisy (à partir 4000ar ny frais)
✅ Raha any amin'ny faritra ianao dia paiement en totalité ny confirmation ny commande ary isaky ny talata sy alakamisy ihany koa ny fandefasana izany.

---------------------------------------------------

❌⛔️ Fanamarihana :
👉 Tsy mbola miara-miasa tamin'ny olon-kafa zahay hatreto.
👉 Tsy mbola nanome alalana olon-kafa zahay hivarotra ny bokinay hatreto.
👉 Ato amin'ny pejy irery ihany no ahitanao ny boky, ato ihany koa no anaovanao ny commande. Ny ankoatr'izay dia tsy izy tompoko.

Contact : 034 36 346 32

Bonne année 2024 à tous ☺️☺️☺️
01/01/2024

Bonne année 2024 à tous ☺️☺️☺️

Miarahaba tompoko!!!Izahay ato amin'ny Madakilasy - Officiel dia mivarotra boky "Support de cours" izay natokana ho an'n...
03/10/2023

Miarahaba tompoko!!!

Izahay ato amin'ny Madakilasy - Officiel dia mivarotra boky "Support de cours" izay natokana ho an'ny .
Manaraka ny programme scolaire malagasy ny boky rehetra.

Hitanao isaky ny sary tsirairay ny détails rehetra, ny prix, ny conditions.

Koa ireo izay liana dia aleo tonga dia miditra MP tompoko.

Ireto manaraka ireto no classe misy hatreto :
Leçon + Exercice / Exercice ranoray
👉 Prescolaire : TPS, PS, MS ary GS
👉 Primaire : CP, CE1, CE2, CM1 ary CM2
👉 Collège : 6ème, 5ème, 4ème ary 3ème

** Ho an'ny collège manokana dia mbola misy maromaro ny matière mbola tsy vita.
Tsy maintsy havoakanay eto foana rehefa vonona ny boky tompoko.

🛑 Misy ny version numérique (format pdf)
🛑 MIATO KELY NY VERSION IMPRIMÉE

❌⛔️ Fanamarihana :
👉 Tsy mbola miara-niasa tamin'ny olon-kafa zahay hatreto.
👉 Tsy mbola nanome alalana olon-kafa zahay hivarotra ny bokinay hatreto.
👉 Ato amin'ny pejy irery ihany no ahitanao ny boky, ato ihany koa no anaovanao ny commande. Ny ankoatr'izay dia tsy izy tompoko.

Laharana tokana no ahazoanareo anay : 034 36 346 32

BOKY MADAKILASY      Ireto avy indray ireo boky efa afaka jifaina ho an'ny collège :LEÇONS ✅ 6ème : Leçons (Instruction ...
29/03/2023

BOKY MADAKILASY

Ireto avy indray ireo boky efa afaka jifaina ho an'ny collège :

LEÇONS

✅ 6ème : Leçons (Instruction civique / SVT / HG) - 276 pages
✅ 5ème : Leçons (Instruction civique / SVT / HG) - 275 pages

✅ 6ème : Mathématique - 212 pages
✅ 5ème : Mathématique - 165 pages
✅ 4ème : Mathématique - 296 pages
✅ 3ème : Mathématique : 208 pages

✅ 6ème : Français - 194 pages
✅ 5ème : Français - 213 pages
✅ 4ème : Français - 211 pages
✅ 3ème : Français : 141 pages

✅ 6ème : Physique-Chimie : 133 pages
✅ 3ème : Physique-Chimie : 164 pages

Efa programme isaky ny boky, misy exercices avec corrections miaraka aminy.

➡️ Prix :
Version numérique : par matière par classe sauf leçons par classe ny fitambaran'ny leçons Instruction civique / SVT / HG
Version imprimée : (arakarak'ilay page)

---------------------------------------

EXERCICES RANORAY
✅ 6ème : exercices ranoray Mathématique - 117 pages
✅ 5ème : exercices ranoray Mathématique - 123 pages

✅ 6ème : exercices ranoray Français - 168 pages
✅ 5ème : exercices ranoray Français - 122 pages
✅ 4ème : exercices ranoray Français - 124 pages

Tsy mitovy amin'ny anaty boky fa fanampina exercices ho an'izay mbola mila manao exercices hafa miaraka amin'ny hatrany.

➡️ Prix :
Version numérique : par matière par classe
Version imprimée : (arakarak'ilay page)

---------------------------------------
➡️➡️ Ny version dia alefa na na .

➡️➡️ Ny version kosa dia sur-commande ihany.

Conditions ho an'ny version imprimée:
✅ Acompte 50% obligatoire pour confirmation commande.
✅ 3 jours après ny livraison (fa miankina amin'ny commande en cours ny mety hahemotra azy)
✅ Frais de livraison : à partir 4000ar
✅ Point de récupération ihany no mbola misy (MP ny repère)
✅ Raha toa ka any amin'ny faritra ianao dia alefa en totalité ny vidin'ny boky rehetra ka 3 jours aorian'izay ny fanaterana azy eny amin'ny Koperativa mahazatra anao.

---------------------------------------

Afaka manantona ao amin'ny MP ianareo raha misy fanontaniana manitikitika.

📞 Contact : 034 36 346 32 (Lundi au vendredi - heure de bureau ihany)

❌🚫 Ato amin'ny pejy ihany no mbola ahitantsika ireo boky ireo hatreto. Tsy mbola miara-miasa amin'ny olona izahay tompoko ary tsy nanome halalana olona hafa hivarotra ireo bokinay ireo ka raha mahita olona hivelan'ny pejy ianareo mivarotra ny boky Madakilasy ireo dia hiangaviana mba hanantona ao amin'ny MP fa efa misy fepetra noraisina mahakasika izany.

EXERCICES RANORAY - MADAKILASYTonga dia mandefa MP tompoko izay liana fa tsy maharaka commentaires zahay.Ho an'ireo mila...
14/03/2023

EXERCICES RANORAY - MADAKILASY

Tonga dia mandefa MP tompoko izay liana fa tsy maharaka commentaires zahay.

Ho an'ireo mila de dia efa misy ireto boky ireto afaka anaovana izany, efa toutes matières ny ao anatiny ary boky 1 par classe ihany, avec corrections..

Ireto manaraka ireto ary ny boky efa vonona :

Ireto avy ny momba azy ireo :
✅ PS : 138 pages
✅ MS : 143 pages
✅ GS : 121 pages
✅ CP : 222 pages
✅ CE1 : 365 pages
✅ CE2 : 250 pages
✅ CM1 : 260 pages
✅ CM2 : 245 pages

✅ 6ème : exercices ranoray Mathématique - 117 pages
✅ 5ème : exercices ranoray Mathématique - 123 pages

✅ 6ème : exercices ranoray Français - 168 pages
✅ 5ème : exercices ranoray Français - 122 pages
✅ 4ème : exercices ranoray Français - 124 pages

💲Prix : ⬇️⬇️
👉Version numerique : par classe
👉 Version imprimée : miankina @ isan'ny page (rdv ao amin'ny MP).

➡️➡️ Ny version dia alefa na na .

➡️➡️ Ny version kosa dia sur-commande ihany.
Conditions :
✅ Acompte 50% obligatoire pour confirmation commande.
✅ 3 jours après ny livraison (fa miankina amin'ny commande en cours ny mety hahemotra azy)
✅ Frais de livraison : à partir 4000ar
✅ Point de récupération ihany no mbola misy (MP ny repère)
✅ Raha toa ka any amin'ny faritra ianao dia alefa en totalité ny vidin'ny boky rehetra ka 3 jours aorian'izay ny fanaterana azy eny amin'ny Koperativa mahazatra anao.

➡️ Mahakasika ny indray dia hitanao ato ny andinindininy :
https://www.facebook.com/madakilasy.officielmada/posts/523477553253624

Afaka manantona ao amin'ny MP ianareo raha misy fanontaniana manitikitika.

📞 Contact : 0️⃣3️⃣4️⃣3️⃣6️⃣3️⃣4️⃣6️⃣3️⃣2️⃣ ( lundi au vendredi - heure de bureau ihany)

❌🚫 Ato amin'ny pejy ihany no mbola ahitantsika ireo boky ©️ ireo hatreto. Tsy mbola miara-miasa amin'ny olona izahay tompoko ary tsy nanome halalana olona hafa hivarotra ireo bokinay ireo ka raha mahita olona hivelan'ny pejy ianareo mivarotra ny boky Madakilasy ireo dia hiangaviana mba hanantona ao amin'ny MP fa efa misy fepetra noraisina mahakasika izany.

BOKY MADAKILASY 2022-2023Efa vonona daholo ireo boky     sy  . Ireto avy ary ny mahakasika ireo boky efa misy (manasa an...
28/02/2023

BOKY MADAKILASY 2022-2023

Efa vonona daholo ireo boky sy .

Ireto avy ary ny mahakasika ireo boky efa misy (manasa anao hamaky hatramin'ny farany) :

1. (2 ans) : boky iray ihany ahitana leçons + activités isan-karazany ary efa toutes matières - 204 pages
🔴 Version numérique : 15 000ar
🔴 Version imprimée : 60 000ar

2. - - : 9 livres par classe ny fitambarany ahitana leçons + activités isan-karazany ary efa toutes matières isaky ny boky - 60 pages par livre
🔴 Version numérique : 3 000ar isaky ny boky izany hoe 27 000ar ny boky 9 isaky ny classe
🔴 Version imprimée : 20 000ar isaky ny boky

3. - - - - : 7 livres par classe ny fitambarany ahitana leçons + exercices corrigés ary efa toutes matières isaky ny boky - 80 pages par livre
🔴 Version numérique : 3 000ar isaky ny boky izany hoe 21 000ar ny boky 7 isaky ny classe
🔴 Version imprimée : 20 000ar isaky ny boky

4. COLLÈGE CLASSE DE
➡️ Français 141 pages
➡️ Maths 208 pages
➡️ Physique_Chimie 164 pages
🔴 Version numérique : 15 000ar par matière
🔴 Version imprimée : (mbola tsisy)

Ny version dia na na ihany no andefasanay azy, tsy mbola misy toerana afaka handraisana olona izahay hatreto.

Ny version kosa dia sur commande avokoa fa tsy misy tonga dia vonona :
✅ Manao livraison izahay (à partir 4 000ar ny frais de livraison) na raisina eny 67ha izay point de récupération fotsiny ihany.
✅ Acompte 50% obligatoire pour confirmation commande, ary 3 jours aorian'izay vao dispo ny boky.
✅ Raha any amin'ny faritra ianao dia payé-na en totalité ny vidin'ny boky ary 3 jours aorian'izay no alefa ny bokinao.

➡️ Afaka manantona ao amin'ny MP ianao tompoka raha toa ka mbola misy fanontaniana manitikitika.

📞 Contact tokana : 034 36 346 32

❌🚫 Ato amin'ny pejy ihany no mbola ahitantsika ireo boky ireo hatreto. Tsy mbola miara-miasa amin'ny olona izahay tompoko ary tsy nanome halalana olona hafa hivarotra ireo bokinay ireo ka raha mahita olona hivelan'ny pejy ianareo mivarotra ny boky Madakilasy ireo dia hiangaviana mba hanantona ao amin'ny MP fa efa misy fepetra noraisina mahakasika izany.

Miarahaba tratry ny taona vaovao tompoko !!!Ety am-piandohana dia ialana tsiny indrindra ny amin'ny fahataran'ny fivoaha...
23/01/2023

Miarahaba tratry ny taona vaovao tompoko !!!

Ety am-piandohana dia ialana tsiny indrindra ny amin'ny fahataran'ny fivoahan'ireo Boky Madakilasy.
Eto dia mampahafantatra ihany koa izahay fa mbola tsy vita tanteraka ny boky noho ny antony manokana fa efa miezaka izahay mamita izany arak'izay tratra.

Afaka jerena tsirairay ny sary fa efa nosoratanay tsirairay isaky ny sary ny isan'ny boky azo jifaina sy ny sarany.

Ho an'ny secondaire, dia hatreto aloha dia mbola ny Classe de ihany no misy vokatra ka ireto ny matières efa disponible :
✅ Français : 141 pages
✅ Maths : 208 pages
✅ Physique-Chimie : 164 pages
15 000ar par matière ny boky, ary version numerique ihany no misy hatreto.

Ny tiana ho tsindriana ihany koa dia ny boky version imprimée :
- Sur commande avokoa
- Acompte 50% obligatoire
- 3 jours après commande ny livraison na récupération
- Livraison à partir 4 000ar
- Raha any amin'ny faritra ianao dia payé-na en totalité ny vidin'ny boky ka 3 jours après foana ny fandefasana azy.

Afaka tonga dia manantona ao amin'ny MP isika raha mbola misy fanontaniana manitikitika antsika.

Contact tokana : 034 36 346 32 (Heure de ihany)
Tsy mbola manana toerana zahay tompoko fa hatreto aloha dia par mail na MP no andefasanay ireo fichiers numerique ary manao livraison zahay raha version imprimée. Raha alaina ny boky dia point de récupération ihany no misy (eny 67ha).

❌⛔️🚫 [FANAMARIHANA] ❌⛔️🚫
Eto amin'ny pejy irery ihany no tokony ahitantsika an'ireto Boky ireto.
Raha mahita isika olona ivelan'ny pejy mivarotra izany dia afaka manantona anay ao MP fa efa misy ny fepetra mahakasika izany.

[BOKY MADAKILASY 2022-2023]Miarahaba tompoko,Toy izao indray ary tompoko ny mise à jour efa azontsika jifaina ato amin'n...
02/11/2022

[BOKY MADAKILASY 2022-2023]

Miarahaba tompoko,

Toy izao indray ary tompoko ny mise à jour efa azontsika jifaina ato amin'ny pejy .

Ho avoakanay tsikelikely manomboka izao ary ho atao PAR MATIÈRE sy par classe ny Bokin'ny - - ary .

Hatreto aloha dia mbola ny Classe de no efa misy vokatra ka ireto ny matières efa disponible :
✅ Français : 141 pages
✅ Maths : 208 pages
✅ Physique-Chimie : 164 pages

Ireo matières ireo dia efa ahitantsika ny programme rehetra mandritran'ny taona, misy LEÇONS, EXERCICES, CORRECTIONS.
par matière ary version numérique aloha izy ireo hatreto.

Mifanaraka amin'ny programam-pampianarana ary miampy zavatra heverinay fa hampitombo ny niveau an'ny mpianatra ihany koa.

Hiezaka izahay hamoaka en priorité sy matetika arak'izay tratra ny matières de base ( , , , , ), dia aorian'izay vao misy ny matières ahitana lesona fotsiny (SVT, Histo-géo, Education civique)

🔴 Ho an'ny Classes dia ireto no efa disponible :
✅ CP (11ème) : 5 premiers livres
✅ CE1 (10ème) : 5 premiers livres
✅ CE2 (9ème) : 5 premiers livres
✅ CM1 (8ème) : 4 premiers livres
✅ CM2 (7ème) : 5 premiers livres

🔴 Ho an'ny Classes dia disponible avokoa ny Boky ho an'ny taom-pianarana :
✅ PS : 9 livres
✅ MS : 9 livres
✅ GS : 9 livres

Ny an'ny Classes dia niova ho boky 7 par classe ary ny LIVRE 1 dia misy ny MATIÈRES REHETRA : ahitana ny LEÇONS, EXERCICES ary CORRECTIONS

Ny Classes , dia boky 9 izay ahitana ACTIVITÉS GUIDÉES maro be ahafahan'ny zanatsika manao fanazaran-tena tsara.

👉 ny livre 1 par classe raha version ary par mail na MP ihany no andefasanay azy.
👉 kosa ny livre 1 par classe raha version (Afaka manao livraison - à partir 4000Ar ny frais)

Afaka tonga dia manantona ao amin'ny MP isika raha mbola misy fanontaniana manitikitika antsika

Contact tokana : 034 36 346 32 (Heure de ihany)

❌⛔️🚫 [FANAMARIAHANA] ❌⛔️🚫
Eto amin'ny pejy irery ihany no tokony ahitantsika an'ireto Boky ireto.

Raha mahita isika olona ivelan'ny pejy mivarotra izany dia afaka manantona anay fa efa misy ny

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:30

Telephone

+261343634632

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madakilasy - Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Madakilasy - Officiel:

Share