17/12/2021
salama daholo!vonona hiasa sy hanome fahafaham-po ho antsika rehetra indray ny équipe ny TANTERO iray manontolo ka dia ianareo sisa no andrasana .😀🚛🏠
Izay entana aterina any na Démenagement na avy niantsena eto Antananarivo sy ny manodidina dia mandefasa MP na antsoy ny 0347005150😉
Ato aminay ny MPANJIFA DIA ANDRIANINA!!!
Ho anao izay mila fiara hitondra entana