𝗟𝗶𝘃𝗿𝗲𝗿-𝗡𝗮𝘆

𝗟𝗶𝘃𝗿𝗲𝗿-𝗡𝗮𝘆 Livraison à 3.000ar partout ,En ville ou périphérique. Contactez-nous vite au 034 23 477 07

🔴 VAOVAO LIVRER-NAY 🔴✅ Faly miarahaba antsika Mpiara-miasa Mpanjifan’ny Livrer-nay tsy ankanavaka rehetra izahay @ izao ...
07/01/2023

🔴 VAOVAO LIVRER-NAY 🔴

✅ Faly miarahaba antsika Mpiara-miasa Mpanjifan’ny Livrer-nay tsy ankanavaka rehetra izahay @ izao fahatratrarantsika mianakavy ity taombaovao 2023 ity izao. Ho taona Zina feno fahombiazana hoantsika rehetra anie ity taombaovao ity ary mirary vola sy fahasalamana hoantsika rehetra!

🟠 Hoan’ny Orinasa dia taonan’ny FANDRESENA, Taonan’ny FANAMBY ity taona vaovao 2023 ity.

✅ Renay ny fangatahanareo Mpanjifanay tinay @ antso antarobia rehetra ireny miandrandra ny fiverenan’ny Orinasa mba hitohizan’ny Fiarahamiasantsika indray, Tsapanay ireny hetahetanareo rehetra @ Mp sy Commentaire mangataka ny hiverenan’ny Livrer-nay ireny ☺️,

✅ Koa tinay no milaza eto fa AFAKA VOLANA VITSY2 dia HIVERINA hisokatra sy hiasa hoantsika Mpanjifa indray ny Orinasa Livrer-nay @ ENDRINY sy FOMBA FIASA VAOVAO (TSY MISY IFANDRAISANY MIHITSY t@ LIVRER-NAY hatr@ izay 😉 🤫), koa aza misaraka @ Livrer-nay fa HISY SURPRISE hoantsika rehetra @ Fiverenan’ny Livrer-nay

Ndao hanankarena daholo dia mirary vola sy fahasalamana 😉👊

2 0 2 3 🤫 😎

À Très bientôt 👋 ….% …
15/10/2022

À Très bientôt 👋
….%


13/10/2022

Te hahafantatra ny tena toetran'ny olona iray ve ianao?

- Ampindramo vola izy
- Omeo fahefan'ny mpitarika mandritran'ny fotoana voafetra izy
- Omeo carte blanche izy hahafahany maka vola ao amin'ny kitapom-bolan'ny orinasa
- Mody manaova tsy mivaki-loha, mody manaova sahirana ara-potoana be dia hoe tsy mahita an'izay ataony ao
- Contrôleo miafina ny asany rehetra

Ataovy amin'izay ny bilan, dia aza mitsaratsara olona ivelany intsony.

Amin'ny alalan'ny vokatra no hitsarana ny hazo.

Tsara ity alakamisy ity


🔴 Hizara  zavatra mampalahelo ahy manokana  aho amin'ity indray mitoraka ity. 🔴❌ Matetika isika mimenomenona hoe: - tsy ...
04/10/2022

🔴 Hizara zavatra mampalahelo ahy manokana aho amin'ity indray mitoraka ity. 🔴

❌ Matetika isika mimenomenona hoe:
- tsy misy asa
- ho aiza ny tanora fraîchement diplômé ?
- tsy misy poste mifanandrify amin'ny zanako mihitsy ve?

🟢 Singaniko manokana fa ato aminay tena misy offre d'emploi farafaharatsiny 2 isan-kerinandro
Any amin'ny namana mpiara-miasa sy partenaires koa misy offre be dia be...

🟢 Misy ny asa, tena misy tompoko... Fa ilay candidature mihitsy no tsy pertinente.

😥 - Mi'recruté coursier izahay, hiasa en ligne hono ry zareo.( Mazava aminy ve ny atao hoe coursier?)
😥 - Mampanao rédaction test izahay, 5lignes= 72 fautes
😥 - Miteny ianao hoe amin'ny 11h ny entretien anao: amin'ny 11h43 izy vao tonga
😥 - Mi-postule en tant que directeur des opérations ianao: tsy hajainao ny RH, maillot avy nanaovana baolina mando no hanaovanao; "ianao angaha no deba ato?" Izany no ambaranao ny tompon'andraikitra mandray anao..
😥 - Mandefa Cv ianao, tsy lasa akory ny P.J, rehefa mampahatsiahy izahay: be doika be ny sasany hoe: fa inona izany, fa nga mila mandefa an'izany koa...
😥 - Antsoina ianao, tsy mandray, afaka roa ora ianao mandefa message hoe: té ki? Handefaso crédit aho letsy a; sy ny hoe ohatrinona aloha ny karama?
😥 - Kaiz, mbola dispo ve io kandra io?
😥 - Ny sasany tonga dia miteny hoe: ianareo angaha miasa zoma sy sabotsy ary alatsinainy après midi? Izahay mivavaka dia tsy afaka miasa mantsy amin'ireo.
😥 - Ny ponctualité sy ny respect moa tena hoe: rare e

✅ Farany, iza kay no mitaiza ny tanora ankehitriny ?
Fa maninona ny tanora no tsy miraika miasa sy mianatra asa?
Fa maninona ny tanora no tsy manana spécialité intsony?

⚠️ "Tsy échappatoire anie ry zareo ny entreprenariat e"

✅ Ampianaro sy taizao ny zaza ry dada sy neny a.
Rehefa tsy ataonao izay andraikitrao izay dia ny lalana no hitaiza azy.
Maman ô, ianao mivavaka mafy hoe: ataovy tafiditra miasa ny zanako: ny zanakao nefa maniratsira sy tara be rehefa mitady asa.

✅ Averiko ihany fa be dia be ny tolotr'asa, fa ilay candidature mihitsy no tsy pertinente.

🟢 Izahay orinasa tsy mitady anjely akory, fa tsy afaka mampiditra poizina ao anaty orinasa kosa nefa izahay. Mamindra-fo aminay ô. 🔴

Tsara alina ô

Nalaina tao @ ny Pejy : ©️MIANATRA MAHOMBY

Ry MPANJIFA mpiara-miasa hajainay, tinay sy maminay!!! 🔴 Nohon’ny fandraisanay, fihainoanay ny fitarainanareo sy fahitan...
18/09/2022

Ry MPANJIFA mpiara-miasa hajainay, tinay sy maminay!!!

🔴 Nohon’ny fandraisanay, fihainoanay ny fitarainanareo sy fahitanay ny tsy dia fahatomombanana loatra teo @ kalitaon’ny tolotra izay nomenay anareo Mpanjifa tato ato dia nanapakevitra izahay ny HAMPIHATO mihitsy aloha anaty fotoana fohy ny FISOKAFAN’NY Orinasa Livrer-Nay 🔴

❓ Ny ANTONY dia:

✅ Hisy Fanavaozana ny Ekipanay rehetra de A à Z
✅ Hanome FORMATION vaovao ireo Ekipa Livrer-Nay VAOVAO izay ho voaray hiasa ary hanome azy ireo Stratégie vaovao (mialatsiny @ teny vahiny) sy FOMBA FIASA manara-penitra feno fahatomombanana mba hampizotra sy hampirindra tsara ny fiarahamiasan’ny Orinasa Livrer-Nay sy ianareo Mpanjifa hajainay. Izany rehetra izany no fepetra noraisinay satria ny FAHAFAHAMPO anareo Mpanjifa hatrany no Laharampahamehana hoanay!!!

❇️ LIVRAISON MAIMAIMPOANA mandritra ny 3 ANDRO kosa no ho ATOLOTRAY ho anareo izay Efa MPANJIFA sy VAO HANJIFA ary ianareo MPIARAMIASA aminay miaraka @ FOMBA FIASA VAOVAO @ Fiverenan’ny Fisokafan’ny Orinasa Livrer-Nay 😉

⚠️ AZA MIALA LAVITRA ⚠️

Miarahaba antsika Mpanjifa mpiara-miasa @ Orinasa Livrer-Nay rehetra. ✅ Nohon’ny antony manokana dia TSY MIASA ny Orinas...
15/09/2022

Miarahaba antsika Mpanjifa mpiara-miasa @ Orinasa Livrer-Nay rehetra.

✅ Nohon’ny antony manokana dia TSY MIASA ny Orinasa Livrer-Nay @ Asabotsy 17 Septambra 2022 TONTOLO ANDRO hoavy izao.

✅ MIVERINA MIASA hoantsika kosa ny Orinasa Livrer-Nay manomboka ny Alatsinainy 19 Septambra 2022

Misaotra Tompoko!

Anisan’ny Cliente Fidèle tato am Livrer-Nay izy 😢Nos sincères condoléances à sa famille et ses proches 😞💔
01/09/2022

Anisan’ny Cliente Fidèle tato am Livrer-Nay izy 😢
Nos sincères condoléances à sa famille et ses proches 😞💔

Brillons ensemble !

Il y a quelques semaines, nous organisions ensemble ces formations pour aider les jeunes à élever leurs niveaux, leurs connaissances de soi, leurs, à devenir le meilleur d'eux-mêmes.

Aujourd'hui, Nathalie Roberdison nous a quitté pour un autre monde.

Nous présentons nos plus sincères condoléances à sa famille et ses proches.

🎉🎉Arahaba tratry ny Asaramanitra e! 🎆🎇⚠️Ho fanomezana fahafa-po ho anareo mpanjifa hajaina dia miasa izahay Ekipa  -Nay ...
24/06/2022

🎉🎉Arahaba tratry ny Asaramanitra e! 🎆🎇
⚠️Ho fanomezana fahafa-po ho anareo mpanjifa hajaina dia miasa izahay Ekipa -Nay ny Asabotsy 25 jona 2022 😎 ❌Tsy mbola Tara ianao na rapitso mintsy ary no anatitra ny entana ao amin'ny bureau Immeuble E-Tower TC Behoririka
❌Tsy mbola Tara ihany koa ianao raha ho raisinay any amin'ny misy anao ny entana rehetra ho aterina 🙂

Faly mandray anao sahady ny Ekipa ao amin'ny hafatra miafina ❤️



Qui sommes-nous 😎?▪️Prestataire de services livraison sur Tana sise à Behoririka Immeuble E-Tower TC ▪️Nous sommes animé...
11/06/2022

Qui sommes-nous 😎?
▪️Prestataire de services livraison sur Tana sise à Behoririka Immeuble E-Tower TC

▪️Nous sommes animés par un seul objectif : votre livraison dans les meilleurs délais et à moindre coût.

▪️Un colis à envoyer ou à réceptionner ? Faites appel à nous, nos livreurs assureront le convoi de votre colis, en veillant à le protéger, Et surtout avec une 𝗔𝗦𝗦𝗨𝗥𝗔𝗡𝗖𝗘 𝗖𝗢𝗟𝗜 100 % par
Livrer-Nay

Contact :034 23 477 07

Désormais,  vous pourrez aussi posez vos colis directement au bureau avant 9h30 , sans passer la commande sur mp , (sauf...
16/05/2022

Désormais, vous pourrez aussi posez vos colis directement au bureau avant 9h30 , sans passer la commande sur mp , (sauf si c'est à récupérer 🙂)

Sans oublier que la récupération est gratuite pour toutes Nos OFFRES:
📌OFFRE ECONOMIC : frais de livraison 00Ar ,Abonnement mensuel à partir de 30.000ar/mois
📌OFFRE FIRST : frais de livraison à 2.000Ar en ville ou périphérique Avec un minimum de 150 colis/mois sous contrat.
📌OFFRE GOLD : frais de livraison à 3.000ar partout en ville ou périphérique sans conditions.

Contact : 034 23 477 07 /
Siège : Behoririka Immeuble E-Tower TC.E-Tower TC.E-Tower TC.E-Tower TC. 2ème étage entre cosmos et shell

Ny ekipa 𝗟𝗜𝗩𝗥𝗘𝗥-𝗡𝗔𝗬  dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🥰🎉👉Mitohy indray ny asa amin'ny talata 19 avril 2022 ho...
17/04/2022

Ny ekipa 𝗟𝗜𝗩𝗥𝗘𝗥-𝗡𝗔𝗬 dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🥰🎉

👉Mitohy indray ny asa amin'ny talata 19 avril 2022 hoavy izao 😎
👉Eto foana kosa anefa zahay amaly ny message privé anareo 🙂

Address

Behoririka Immeuble E TOWER TC 2eme Etage
Antananarivo
101

Telephone

+261342347707

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝗟𝗶𝘃𝗿𝗲𝗿-𝗡𝗮𝘆 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝗟𝗶𝘃𝗿𝗲𝗿-𝗡𝗮𝘆:

Share