25/08/2026
Mankasitraka ny mpanjifa foana ๐๐๐
Mbola maro ny azo isafidianana fa aza misalasala miantso avy hatrany ny 034.26.043.60.
๐ Azo atao tsara ny mandefa commandes raha misy fiara tianao manokana
โ
Azo atao ihany koa n'y manao rรฉservation an'ireto izay efa ambony sambo na ireo izay efa tonga ao
๐ฒ Maro ihany koa ireo izay efa azo jifaina eto an-toerana.
๐๐๐ Amin'ny vidiny TENA MIRARY hatrany ๐๐๐