13/02/2026
Livreur miandry anareo mivady iresaka vao handray vola !
MBA SÉRIEUSE KOSA VE IANAO Mme????
Rehefa lasa retour ny entana sasany dia atao eo am etiquette mena toy izao ny antony.
Ity Mme ity zao Mardi no tokony aterina efa no reporter-na Jeudi aloha. Tonga Jeudi dia hoe Mbola iresaka izy mivady🙄🙄🙄
Fa tsy afaka niresaka ve reto nareo mivady aloha vao nanao commande.
Zao avy ny perte rehefa toy izao:
- lany fotoana naka commande sy nanomana commande
- lany fotsiny ny crédit ny livreur
- lany fotoana ny livreur niezaka niantso 2 jours nisesy
Lany ireo rehetra ireo satria iresaka aloha izy mivady. Dia vita commande , nandany fotoana anay rehetra vao iresaka izy mivady....