19/08/2026
🚆🇲🇫 Reprise du service : jeudi 20 août 2026 à 17h30
------
🚆🇲🇬 Hiverina hiasa indray ny lamasinina : Alakamisy 20 Aogositra 2026 amin’ny 5 ora sasany hariva.
🚨🇲🇫 ANNONCE
Chers usagers,
En raison d’un problème technique qui n’est malheureusement pas encore totalement résolu, le Train Urbain SETU ne circulera à nouveau pas ce soir.
🚆 Reprise du service : jeudi 20 août 2026 à 17h30
Nous sommes sincèrement désolés pour ce nouveau désagrément et vous remercions pour votre compréhension et votre patience.
SETU – Train Urbain
---------
🚨🇲🇬 FILAZANA
Ry mpandeha hajaina,
Noho ny olana ara-teknika izay mbola tsy voavaha tanteraka, dia tsy afaka hiasa indray anio hariva ny Train Urbain SETU.
🚆 Hiverina hiasa indray ny lamasinina : Alakamisy 20 Aogositra 2026 amin’ny 5 ora sasany.
Miala tsiny indrindra izahay noho izao fanelingelenana izao ary misaotra anareo amin’ny fahatakarana sy ny faharetana.
SETU – Train Urbain