Ampefy Bon Plan-La Page

Ampefy Bon Plan-La Page On vous partage les bons plans à Ampefy : hôtel & hébergement, restaurant, activités, événements.

11/01/2026

L’unique route nationale encore en bon état à Mada 🙂

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra!! 🥳
31/12/2025

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra!! 🥳

De beaux paysages version studio ghibli 😁
05/04/2025

De beaux paysages version studio ghibli 😁

Salama e!! 👋🏻Ampilaza antsika mpanaraka ny pejy AmAmpefy Bon Plan-La Pagea miato ny fandraisanay vahiny amin'ny ireo bun...
05/03/2025

Salama e!! 👋🏻

Ampilaza antsika mpanaraka ny pejy AmAmpefy Bon Plan-La Pagea miato ny fandraisanay vahiny amin'ny ireo bungalow misy ato aminay. Maro tokoa ireo Mp voarainay manontany "info" momba lay toerana ka hiala tsiny raha tsy voavaly tsirairay izay noho izay antony izay.

Eto izahay dia misaotra sy mankasitraka an'ireo mpanaraka ny pejy sy nanjifa ny tolotray 🙏🏼

Ny fizarana "bon plan" kosa dia mbola hitohy hatrany.

Mankasitraka tompoko

Tratry ny taona isika mpanaraka ny pejy. Mirary soa hatrany ❤
01/01/2025

Tratry ny taona isika mpanaraka ny pejy. Mirary soa hatrany ❤

Mirary krisimasy sambatra ho antsika rehetra
25/12/2024

Mirary krisimasy sambatra ho antsika rehetra

Un petit tour du lac ? Une activité à effectuer durant vos vacances à Ampefy.
01/08/2024

Un petit tour du lac ?
Une activité à effectuer durant vos vacances à Ampefy.

Tsisy hidiran'ny fizarana bon plan fa mendrika tohanana kosa ity "Miss Itasy" ity 😊
21/05/2024

Tsisy hidiran'ny fizarana bon plan fa mendrika tohanana kosa ity "Miss Itasy" ity 😊

iny lalana iny 🚙🛣
25/04/2024

iny lalana iny 🚙🛣

Ho an'ireo izay manontany hoe ahoana sy aiza ny fangalàna tomobilina makaty Ampefy dia io ny valiny 👇🏼👇🏼👇🏼Tsy misy "excu...
09/04/2024

Ho an'ireo izay manontany hoe ahoana sy aiza ny fangalàna tomobilina makaty Ampefy dia io ny valiny 👇🏼👇🏼👇🏼

Tsy misy "excuse" intsony tsy andehanana aty 😁

Une petite virée à l'îlot de la Vierge.
17/03/2024

Une petite virée à l'îlot de la Vierge.

Happy international tourist guide day 🎉Toy ny isan-taona dia ankalazaina anio ny andro iraisam-pirenena natokana ho an'i...
21/02/2024

Happy international tourist guide day 🎉

Toy ny isan-taona dia ankalazaina anio ny andro iraisam-pirenena natokana ho an'ireo mpitari-dia na "guide touristique" 🚶‍♀️🗺

Tena ilaina tokoa izy ireo rehefa mitsidika toerana na tanàna iray. Manana traik'efa sy fahalalana momba ny tantara, ny zavaboahary, ny zava-manan'aina rehetra, ny lalana, ny fomba amam-panao mikasika ireo toeram-pizahantany izy ireo.

Anio dia omentsika voninahitra sy fankasitrahana ireo mpitari-dia ireo, indrindra izay manao ny asany eto amin'ny faritra Itasy sy faritra Bongolava.

📸 UNWTO

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 18:00
Tuesday 06:00 - 18:00
Wednesday 06:00 - 18:00
Thursday 06:00 - 18:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00
Sunday 10:00 - 17:00

Telephone

+261349177214

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ampefy Bon Plan-La Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share