LCT Aurecia express

LCT Aurecia express Transports maritime
Antalaha/ Vinanivao / Maroantsetra / Mananara

27/03/2026
11/03/2026

Salama daholo isika,efa akaiky ny Antalaha izahay izao ka mba nanao publication ely indray satria efa ela tsy nanao izany izahay tato, ny fandaharana ny fotoana dia ny asabotsy faha 14 Mars 2026 ariva ny mihainga avy any Antalaha mankany Toamasina indray. Ary ny contact mbola tsy nihova ; 0326922957

Salama daholo, arabaina isika izay tsy maty fo aman'aina t@nigny rivodoza izay nandalo fa izao isika dia afaka manohy ny...
19/02/2026

Salama daholo, arabaina isika izay tsy maty fo aman'aina t@nigny rivodoza izay nandalo fa izao isika dia afaka manohy ny asa soa aman-tsara,ka noho izany ary efa tonga eto Antalaha indray izahay sambo LCT Aurecia Express ka izahay dia mampitohy ny Antalaha/Mananara/Maroantsetra ka miala ny alatsinaina faha 23 febroary 2026 ariva hoany izay manana entana na koa ny olona izay mikasa andeha @ ireo faritra ireo dia efa afaka manoratra anarana fa efa akaiky ny fotoana misaotra.contact ; 0326922957

Bonsoir daholo,efa tonga eto Tamatave ny sambon-tsika LCT Aurecia Express,ka hoany izay mitady lakana mampitohy ny Toama...
08/02/2026

Bonsoir daholo,efa tonga eto Tamatave ny sambon-tsika LCT Aurecia Express,ka hoany izay mitady lakana mampitohy ny Toamasina/Antalaha vonona andray anao izahay eto Tamatave ee,ny fihaingana dia natokana ny alarobia faha 11 febroary 2026 antoandro ka mitongava manoratra anarana misaotra.Contact mbola ts nihova ; 0326922957

bonjour,efa ato Antalaha sambon-tsika,ho anao manana menimeny andeha Toamasina amaray le 05 février 2026 antoandro no ma...
04/02/2026

bonjour,efa ato Antalaha sambon-tsika,ho anao manana menimeny andeha Toamasina amaray le 05 février 2026 antoandro no mandeha.Contact 0326922957

Salama daholo isika ao  SAVA,efa miala Maroantsetra  ora izao ny sambon-tsika LCT Aurecia Express fa ho any Antalaha, am...
03/02/2026

Salama daholo isika ao SAVA,efa miala Maroantsetra ora izao ny sambon-tsika LCT Aurecia Express fa ho any Antalaha, amaray fah 04 febroary 2026 izahay no tonga ao Antalaha ka noho izany mihomana sahady ho any izay manana entana andeha any Toamasina fa ny alakamisy faha 05 ny volana febroary 2026 antoandro ny fotoana hiaingana mandeha any Toamasina,ary raha misy passage dia efa afaka manao réservation manomboka amaray misaotra anjara. Ny contact 0326922957

02/02/2026

Salama daholo atsika eto Maroantstra,efa tonga eto amin-tsika ny sambo izay andrasan-tsika, ny Lct Aurecia Express dia madio no sady rapidy raha hoarina sasany ary marihina tsara fa mitondra ny mpandeha sy ny entana izay alefa any SAVA izy io. Ka ho any izay olo andeha na ny entana ho any Antalaha dia afaka mandray atsika izahay. Ny fotoana fiaingana avy eto Maroantsetra ny faha 03 febroary 2026 aminy 01ora tolakandro tsy diso misaotra . Contact 0326922957

Bonjour,mihomana isika any maroantsetra fa miditra androany faha 02 febroary 2026 @ 02 ora tolakandro tsy diso ao ankiak...
02/02/2026

Bonjour,mihomana isika any maroantsetra fa miditra androany faha 02 febroary 2026 @ 02 ora tolakandro tsy diso ao ankiakabe ny sambo izay andrasan-tsika Lct Aurecia Express fa vonona andray anao izany misaotra contact; 0326922957

Salama daholo isika rehetra eto Mananara,efa tonga eto amin-tsika ny Sambon-tsika LCT Aurecia Express ka hoany izay mana...
31/01/2026

Salama daholo isika rehetra eto Mananara,efa tonga eto amin-tsika ny Sambon-tsika LCT Aurecia Express ka hoany izay manana entana na koa ny olona izay mikasa te ho any Maroantsetra ,natokana ny alatsinainy faha 02 febroary 2026 @ 06 ora maraina ny mihainga, misaotra -miasa ary ny contact mbola tsy nihova ; 0326922957

Salama ee,ho an-tsika izay manana entana mihainga avy eto Antalaha mankany Mananara/Maroantsetra efa misokatra ho an-tsi...
26/01/2026

Salama ee,ho an-tsika izay manana entana mihainga avy eto Antalaha mankany Mananara/Maroantsetra efa misokatra ho an-tsika ny fandraisana entana na ny fanoratana anarana,mitongava manoratra anarana fa vonona andray atsika izahay.Ary ny fotoana fihaingana dia alakamisy faha 29 janoary 2026 ariva ary aza adino miantso laharana tel; 0326922957

25/01/2026

Salama daholo,tongasoa eto Antalaha indray ny sambon-tsika Lct Aurecia Express fa ho anao izay manana entana avy aty Antalaha ka hoany Mananara /Maroantsetra afaka manatitra manomboka lundi faha 26 janoary 2026 fa ny départ dia natokana ny alakamisy faha 29 janoary 2026 ariva,ary raha misy olona izay mikasa hoany dia afaka miantso ity laharana ity ;0326922957

Address

Antalaha
206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LCT Aurecia express posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share