๐“ฃ๐“ช๐“ท๐“ฝ๐“ฎ๐“ต๐”‚ ๐“—๐“ฎ๐“ป๐“ฒ๐“ท๐“ฝ๐“ผ๐“ธ๐“ช

  • Home
  • Madagascar
  • Ambodivona
  • ๐“ฃ๐“ช๐“ท๐“ฝ๐“ฎ๐“ต๐”‚ ๐“—๐“ฎ๐“ป๐“ฒ๐“ท๐“ฝ๐“ผ๐“ธ๐“ช

๐“ฃ๐“ช๐“ท๐“ฝ๐“ฎ๐“ต๐”‚ ๐“—๐“ฎ๐“ป๐“ฒ๐“ท๐“ฝ๐“ผ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท'๐“ฒ ๐“š๐“ป๐“ฒ๐“ผ๐“ฝ๐”‚

27/03/2026
๐“œ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ผ๐“ช ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ธ ๐“ฑ๐“ฒ๐“ช๐“ป๐“ช๐“ด๐“ช ๐“ช๐“ถ๐“ฒ๐“ท๐“ช๐”‚ ๐“ธ
09/03/2023

๐“œ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ผ๐“ช ๐“ช๐“ท๐“ช๐“ธ ๐“ฑ๐“ฒ๐“ช๐“ป๐“ช๐“ด๐“ช ๐“ช๐“ถ๐“ฒ๐“ท๐“ช๐”‚ ๐“ธ

Miorena tsara , aza miova ๐Ÿ’‘
10/02/2023

Miorena tsara , aza miova ๐Ÿ’‘

08/02/2023

๐Ÿ’™

Neny a! ๐Ÿ˜Mandriapiadanana ๐Ÿ˜‡ fa tafit ny hafatrao
04/02/2023

Neny a! ๐Ÿ˜
Mandriapiadanana ๐Ÿ˜‡ fa tafit ny hafatrao

..NENY A! HITANAO!...
Mipetra-drery aho izao dia io fa nanetsetra
olana avokoa ny zavatra rehetra,
Manomboka aminโ€™ny laoka ka hatraminโ€™ny fatram-bary,
Raha teto mantsy ianao dia mba afa-nanontany,
Hoe inona ry Neny no handrahoana androany?
Fโ€™aty izao mandeha irery mitetitety tsena,
Mivimbina ilay vola tsy mahazaka vidin-kena,
dia mahatadidy anay ilay sorena tao an-trano
fa anana be rano no naverinao matetika,
Hafahafa fihetsika fa tezitra aminao.
Anjarako indray izao a !
Ny aty izao fahasambarana mahita laoka mora,
Efa tonga saina dia mitsitsitsitsy vola,
Fa mafy kay ilay miaina rehefa mihalehibe,
Matetika aza moa tonga any Anosibe,
Fa any mora ovy, mora ny karoty sy tsaramaso lena,
dia any aho manangona, any aho no miantsena.
Fa tsy olana ry Neny a!
Ny tena mafy kely aminโ€™ilay mipetra-drery,
Dia rehefa sendra haretina na zavatra ohatrโ€™izany,
Mba mikiry hanafina sy handainga aminao ihany,
Fa ohatranโ€™ny zakako,
Tsapako dia tsapako ilay tsisy anao mitsabo,
Ka na maivana ny tazo
Dia ny alahelo indray no manampy tsotraka azy.
Fa aza taitra Neny a! Tsy maninona avy.
Milamina aho aty, milamina sy tony;
milamina aho aty, tsy malahelo akory.
โ€ฆโ€ฆ.ZARA AINGA

Avy aiza kay enao ?๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜
03/02/2023

Avy aiza kay enao ?๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜

03/02/2023

Tiako ianao ๐Ÿ˜ tsy mba foiko๐Ÿ’•
Tiako ianao ๐Ÿ˜ k ho kaloiko
Tiako ianao ๐Ÿ˜ ka ho vetsoko.. Fa efa babonao nf foko ๐Ÿ˜๐Ÿ’“

03/02/2023

Fa na ratsy izy๐Ÿ˜‘ na tsara ๐Ÿ˜Š
De nibata ny amboara ๐Ÿ†
Fa navita nanakatona ny foko ๐Ÿ’
Ry anjeliko ๐Ÿ˜‡

Address

Ambodivona

Telephone

0322189414

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐“ฃ๐“ช๐“ท๐“ฝ๐“ฎ๐“ต๐”‚ ๐“—๐“ฎ๐“ป๐“ฒ๐“ท๐“ฝ๐“ผ๐“ธ๐“ช posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share