Cotrasud Ampitantsinana Ofisialy

Cotrasud Ampitantsinana Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cotrasud Ampitantsinana Ofisialy, Transportation Service, Ambatondrazaka.

MANKASITRAKA tanteraka tompoko am retour eny an- kianja eny fa ahafahanay mpitantana mandray fepetra maikaNy MPANDEHA to...
20/12/2025

MANKASITRAKA tanteraka tompoko am retour eny an- kianja eny fa ahafahanay mpitantana mandray fepetra maika

Ny MPANDEHA tompoko ny Patron- nay ary tena feno hery izahay fa manampy anay amin'ny fanatsarana ianareo

Entanina hatrany isika mpandeha aminay hanome retour CONSTRUCTIF feno fanajana tanteraka, Izahay manaja anareo ianareo koa manaja sady manitsy anay dia mba mifameno isika🥰

COTRASUD miezaka mitondra fanatsarana ny tontolony fitatarana aty am faritra Alaotra🌹

Ity ny laharana ho antsika hanao famandrian-toerana : 034 89 755 93

🌈NY ZOTRA COTRASUD AMPITANTSINANA  DIA MAMPITOHY IREO REHETRA AVY AMPITANTSINANA🌈⚡IRETO NY ORA FIAINGANA:🏫AMBATO:  marai...
20/12/2025

🌈NY ZOTRA COTRASUD AMPITANTSINANA DIA MAMPITOHY IREO REHETRA AVY AMPITANTSINANA🌈

⚡IRETO NY ORA FIAINGANA:

🏫AMBATO: maraina EXACT
🏫TANA : hariva EXACT

🚥HOANY MPANDEHA MIPETRAKA AMBATO VILLE KA MIARAKA AMINAY DIA NY FANDALOVANA FAKANA ANAREO:

🏙️DIA MANOMBOKA AM 2 ORA MARAINA NY RAMASSAGE NOHO NY FITSINJOVANA NY FANDRIAMPAHALEMANA.

💥MIALA AM 3 ORA EXACT💥

🔥Navahana manokana ny fanazavana momba ireo FANDALOVANA AMBATO VILLE satria am maha commune Urbaine azy dia misy fandaminana ny fivezivezena eto an-tampon tanana.

🛑TOMBONY LEHIBE MIARAKA Cotrasud Ampitantsinana :

⏰EXACT tanteraka ny ora fiaingana .
⏰Ary misy fanaterana hoan'ireo avy Antananarivo rehefa mandalo eto Ambato rehefa hariva.

⏰Misy pause thé café iantohany eo Moramanga hoan'ireo miala am 3 ora Ambato.

⏰Sofera sy ny mpiaramiasa manaja mpandeha.

⏰Fiara tsara CRAFTER sy SPRINTER PHASE 18PL Daholy.

🛑LAHARANA TOKANA AZAHOANA SY IFAMPIRESAHANA :
📞0348975593

VOARAY FOANA NA APPEL .

🚒RÉSERVATION SUR FB na miantso AVY hatrany n'y laharana :
📱0348975593

Address

Ambatondrazaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cotrasud Ampitantsinana Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share