30/06/2023
Salama atsika rehetra!
Efa nanomboka ny groupage ntsika eto Roma, Milano, Rimini, sy atsika rehetra manodidina sy izay rehetra amin'ny province , ary efa hanomboka handeha haka entana ntsika izay ivelany Roma rehetra koa izahay amin' izao... Ka araraoty hantrany fa mbola tsy tara raha miantso na mandefa message aty aminay mba ahafanay maka ny entanao , izay rehetra manana fanirina handefa entana avy eto Italy ho any Madagascar , Anna et David Transport Anna David Transport vonona andray atsika rehetra....
Vaovao be 😍
Manana épice de Madagascar koa izahay, tohiny, poivre, poivre sauvage, curcuma, zimzembre en poudre, noces , girofle sady mbola ahitantsika la vanille koa , izay avy any Madagascar daholo sady amin'ny vidiny mirary. Ka araraoty ho antsika rehetra any amin'ny faritra fa afaka mandray commande izahay ary afaka mandefa koa, atsika eto Roma dia adresse tsy miova. (Tiavo ntsika ny afa fa nentsika de nentsika ihany e 😍, afa ihany nen'gasy).